Asombola: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-3:
 
== Fiavian' ilay anarana ==
 
=== Fiavian' ilay anarana ===
Avy amin' ny anaran' [[Antokon-kintana|antokon-kintan']]<nowiki/>ny [[zodiaka|zôdiaka]] amin' ny [[Fiteny arabo|teny arabo]] hoe السنبلة / ''As-Sumbul'' ("virjina") ny hoe ''Asombola.''
 
Ligne 8 ⟶ 10 :
[[Sary:Virgo_constellation_map-fr.png|vignette|152x152px|Antokon-kintan'ny Virijiny]]
 
=== Ny antokon-kintana Virijiny sy ny zodiakazôdiaka ===
Ny fotoana andalovan' ny [[masoandro]] eo amin' ny [[Antokon-kintana|antokon-kintan]]' ny [[Virijiny (antokon-kintana)|Virijiny]] dia manomboka amin' ny 16 Septambra ka miafara amin'n y 30 Oktobra. Ny fari-potoan' ny AsombolaVirijiny araka ny [[Zodiaka|zôdiakan-kintana]] (frantsay: ''zodiaque'' ''sideral'') dia hatramin' ny 16 Septambra ka hatramin' ny 15 Oktobra. Ny Virijiny ao amin' ny zôdiakam-panandroana mahazatra ([[zodiaka mikisaka|zôdiaka mikisaka]]; frantsay: ''zodiaque tropical'') dia manomboka amin' ny 23 Septambra ka miafara amin' ny 22 Oktobra. Tsy mifanaraka amin' ireo ny [[fanandroana malagasy]] noho izy miandry tsinam-bolana.
{| class="wikitable"
|
Ligne 33 ⟶ 35 :
 
== Ny vintana Asombola ==
Ao amin' ny [[fanandroana malagasy]] dia vintana fahenina ny Asombola ka ny tapany andrefana amin' ny rindrin-trano atsimo no toerana omena azy. Araka ny finoan-drazana malagasy dia vintam-bola sy vintan' ny olona tia harena ny Asombola. [[Zanabintana]] ny Asombola.
 
=== Toerany ===
Mifandratra amin' ny [[Alohotsy]] sy miarina eo amin' ny [[Alahamady]] ny vintana Asombola. Baben' ny renivintana Adimizana ny zanabintana Asombola. Ao amin' ny fitetezana andro dia mitondra tonon' andro roa ny Asombola, dia ny vava Asombola (na vavan' Asombola) sy ny vody Asombola (na vodin' Asombola).
Ao amin' ny [[fanandroana malagasy]] dia vintana fahenina ny Asombola ka ny tapany andrefana amin' ny rindrin-trano atsimo no toerana omena azy. ArakaMifandratra amin' ny finoan-drazana[[Alohotsy]] malagasysy diamiarina vintam-bolaeo syamin' ny [[Alahamady]] ny vintana Asombola. vintanBaben' ny olonarenivintana tiaAdimizana harenany zanabintana Asombola. Ao amin' ny fitetezana andro dia mitondra tonon' andro roa ny Asombola, dia ny vava Asombola (na vavan' Asombola) sy ny vody Asombola (na vodin' Asombola). [[Zanabintana]] ny Asombola.
 
=== Ny volana AsombolaFombany ===
VintamAraka ny finoan-drazana malagasy dia vintam-bola sy vintan' ny olona tia harena ny Asombola.
Misy amin'ny Malagasy ny mandray ny volana Asombola ho volana fahenina amin'ny taona ao amin'ny [[tetiandro malagasy]] (raha ny [[Alahamady]] no ataony volana voalohany).
 
Manomboka amin' ny vava Asombola ka miafara amin' ny vody Alahasaty ny volana Asombola raha misy 28 andro. Raha tsy tsinanam-bolana ny andro aorian' ny vody Alahasaty dia miafara amin' ny vava Asombola ny volana izay misy 29 andro; raha mbola tsy tsinana aorian' io vava Asombola io dia mifarana amin' ny vody Asombola ny volana izay misy 30 andro.
 
== Fivoasana ==
Vintam-bola sy vintan' ny olona tia harena ny Asombola.
 
==== Vava Asombola ====
Ligne 49 ⟶ 46 :
 
==== Vody Asombola ====
Ny zaza teraka vody Asombola dia ho mpila vola sy hanan-karena.
 
== Ny volana Asombola ==
Misy amin'ny Malagasy ny mandray ny volana Asombola ho volana fahenina amin'ny taona ao amin'ny [[tetiandro malagasy]] (raha ny [[Alahamady]] no ataony volana voalohany).
 
Manomboka amin' ny vava Asombola ka miafara amin' ny vody Alahasaty ny volana Asombola raha misy 28 andro. Raha tsy tsinanam-bolana ny andro aorian' ny vody Alahasaty dia miafara amin' ny vava Asombola ny volana izay misy 29 andro; raha mbola tsy tsinana aorian' io vava Asombola io dia mifarana amin' ny vody Asombola ny volana izay misy 30 andro.
 
== Jereo koa ==