Alohotsy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-34:
Misy amin' ny Malagasy ny mandray ny volana Alohotsy ho volana faharoa ambin' ny folo amin' ny taona ao amin' ny [[tetiandro malagasy]] (raha ny [[Alahamady]] no ataony volana voalohany). Manomboka amin' ny vava Alohotsy miafara amin' ny vody Adalo ny volana Alohotsy raha misy 28 andro. Raha tsy tsinanam-bolana ny andro aorian' ny vody Adalo dia miafara amin' ny vava Alohotsy ny volana izay misy 29 andro; raha mbola tsy tsinana aorian' io vava Alohotsy io dia mifarana amin' ny vody Alohotsy ny volana izay misy 30 andro.
 
== Jereo koa: ==
'''Vintana ao amin' ny fanandroana malagasy:'''
 
* [[Alahamady]] - [[Adaoro]] - [[Adizaoza]] - [[Asorotany]] - [[Alahasaty]] - [[Asombola]] - [[Adimizana]] - [[Alakarabo]] - [[Alakaosy]] - [[Adijady]] - [[Adalo]] - [[Alohotsy]]
 
*[[Alohotsy (antokon-kintana)]]
'''Evan' ny zôdiaka:'''
 
* [[Ondrilahy (fanandroana)|Ondrilahy]] - [[Ombilahy (fanandroana)|Ombilahy]] - [[Kambana (fanandroana)|Kambana]] - [[Foza (fanandroana)|Foza]] - [[Liona (fanandroana)|Liona]] - [[Virijiny (fanandroana)|Virijiny]] - [[Mizana (fanandroana)|Mizana]] - [[Maingoka (fanandroana)|Maingoka]] - [[Mpitifitra Tsipìka (fanandroana)|Mpitifitra Tsipìka]] - [[Tandrok' Osy (fanandroana)|Tandrok' Osy]] - [[Mpitondra Rano (fanandroana)|Mpitondra Rano]] - [[Hazandrano (fanandroana)|Hazandrano]]
 
'''Antokon-kintan' ny zôdiaka:'''
 
* [[Ondrilahy (antokon-kintana)|Ondrilahy]] - [[Ombilahy (antokon-kintana)|Ombilahy]] - [[Kambana (antokon-kintana)|Kambana]] - [[Foza (antokon-kintana)|Foza]] - [[Liona (antokon-kintana)|Liona]] - [[Virijiny (antokon-kintana)|Virijiny]] - [[Mizana (antokon-kintana)|Mizana]] - [[Maingoka (antokon-kintana)|Maingoka]] - [[Bibilava (antokon-kintana)|Bibilava]] - [[Mpitifitra Tsipìka (antokon-kintana)|Mpitifitra Tsipìka]] - [[Tandrok' Osy (antokon-kintana)|Tandrok' Osy]] - [[Mpitondra Rano (antokon-kintana)|Mpitondra Rano]] - [[Hazandrano (antokon-kintana)|Hazandrano]]
 
== Loharano sy fanamarihana ==