Asombola: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-6:
 
Manondro ny antokon-kintana atao amin' ny [[Fiteny latina|teny latina]] sy [[Fiteny anglisy|anglisy]] hoe ''Virgo'' na amin' ny [[Fiteny frantsay|teny frantsay]] hoe ''Vierge'' izy. Amin' ny [[Fiteny malay|teny maley]] dia atao hoe ''Sunbulat'' na ''Sumbulat'' na ''Perawan'' ihany koa izy.
[[Sary:Virgo_constellation_map-fr.png|vignette|152x152px|Antokon-kintan'ny AsombolaVirijiny]]
 
== Ny antokon-kintana AsombolaVirijiny sy ny zodiaka ==
Ny fotoana andalovan' ny [[masoandro]] eo amin' ny [[Antokon-kintana|antokon-kintan]]' ny [[AsombolaVirijiny (antokon-kintana)|AsombolaVirijiny]] dia manomboka amin' ny 16 Septambra ka miafara amin'n y 30 Oktobra. Ny fari-potoan' ny Asombola araka ny [[Zodiaka|zôdiakan-kintana]] (frantsay: ''zodiaque'' ''sideral'') dia hatramin' ny 16 Septambra ka hatramin' ny 15 Oktobra. Ny AsombolaVirijiny ao amin' ny zôdiakam-panandroana mahazatra ([[zodiaka mikisaka]]; frantsay: ''zodiaque tropical'') dia manomboka amin' ny 23 Septambra ka miafara amin' ny 22 Oktobra. Tsy mifanaraka amin' ireo ny [[fanandroana malagasy]] noho izy miandry tsinam-bolana.
{| class="wikitable"
|
Andalana faha-51:
Ny zaza teraka vody Asombola dia ho mpila vola sy hanan-karena.
 
== Jereo koa: ==
'''Vintana ao amin' ny fanandroana malagasy:'''
 
* [[Alahamady]] - [[Adaoro]] - [[Adizaoza]] - [[Asorotany]] - [[Alahasaty]] - [[Asombola]] - [[Adimizana]] - [[Alakarabo]] - [[Alakaosy]] - [[Adijady]] - [[Adalo]] - [[Alohotsy]]
 
*[[Asombola (antokon-kintana)]]
'''Evan' ny zôdiaka:'''
 
* [[Ondrilahy (fanandroana)|Ondrilahy]] - [[Ombilahy (fanandroana)|Ombilahy]] - [[Kambana (fanandroana)|Kambana]] - [[Foza (fanandroana)|Foza]] - [[Liona (fanandroana)|Liona]] - [[Virijiny (fanandroana)|Virijiny]] - [[Mizana (fanandroana)|Mizana]] - [[Maingoka (fanandroana)|Maingoka]] - [[Mpitifitra Tsipìka (fanandroana)|Mpitifitra Tsipìka]] - [[Tandrok' Osy (fanandroana)|Tandrok' Osy]] - [[Mpitondra Rano (fanandroana)|Mpitondra Rano]] - [[Hazandrano (fanandroana)|Hazandrano]]
 
'''Antokon-kintan' ny zôdiaka:'''
 
* [[Ondrilahy (antokon-kintana)|Ondrilahy]] - [[Ombilahy (antokon-kintana)|Ombilahy]] - [[Kambana (antokon-kintana)|Kambana]] - [[Foza (antokon-kintana)|Foza]] - [[Liona (antokon-kintana)|Liona]] - [[Virijiny (antokon-kintana)|Virijiny]] - [[Mizana (antokon-kintana)|Mizana]] - [[Maingoka (antokon-kintana)|Maingoka]] - [[Bibilava (antokon-kintana)|Bibilava]] - [[Mpitifitra Tsipìka (antokon-kintana)|Mpitifitra Tsipìka]] - [[Tandrok' Osy (antokon-kintana)|Tandrok' Osy]] - [[Mpitondra Rano (antokon-kintana)|Mpitondra Rano]] - [[Hazandrano (antokon-kintana)|Hazandrano]]
 
== Loharano sy fanamarihana ==