Adizaoza: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-25:
Misy amin'ny Malagasy ny mandray ny volana Adizaoza ho volana fahatelo amin'ny taona ao amin'ny [[tetiandro malagasy]] (raha ny [[Alahamady]] no ataony volana voalohany). Manomboka amin' ny vava Adizaoza ka miafara amin' ny vody Adaoro ny volana Adizaoza raha misy 28 andro. Raha tsy tsinanam-bolana ny andro aorian' ny vody Adaoro dia miafara amin' ny vava Adizaoza ny volana Adizaoza izay misy 29 andro; raha mbola tsy tsinana aorian' io vava Adizaoza io dia mifarana amin' ny vody Adizaoza ny volana izay misy 30 andro.
 
=== Ny antokon-kintana Kambana na Adizaoza sy ny zôdiaka ===
[[Sary:Gemini_constellation_map-fr.png|vignette|132x132px|Antokon-kintan'ny Adizaoza na Kambana]]Ny fotoana andalovan' ny [[masoandro]] ao amin' ny fari-danitry ny [[Antokon-kintana|antokon-kintan]]' ny [[Adizaoza (antokon-kintana)|Adizaoza]] dia miantomboka amin' ny 21 Jona hatramin' ny 20 Jolay. Ny fari-potoan' ny Adizaoza araka ny [[Zodiaka|zôdiakan-kintana]] kosa dia eo hatramin' ny 16 Jona hatramin' ny 15 Jolay. Ny Adizaoza ao amin' ny zodiakam-panandroana mahazatra ([[zodiaka mikisaka|zôdiaka mikisaka]]; frantsay: ''zodiaque tropical'') dia avy eo amin'ny 21 Mey ka miafara amin'ny 21 Jona. Ny Adaoro amin' ny [[fanandroana malagasy]] dia tsy mifanaraka amin' ireo noho izy miandry tsinam-bolana.
{| class="wikitable"
Andalana faha-48:
|<small>22 Jona - 22 Jolay</small>
|}
== Jereo koa: ==
 
== Jereo koa: ==
* [[Alahamady]]
'''Vintana ao amin' ny fanandroana malagasy:'''
* [[Adaoro]]
 
*[[Adizaoza]]
* [[Alahamady]] - [[Adaoro]] - [[Adizaoza]] - [[Asorotany]] - [[Alahasaty]] - [[Asombola]] - [[Adimizana]] - [[Alakarabo]] - [[Alakaosy]] - [[Adijady]] - [[Adalo]] - [[Alohotsy]]
* [[Asorotany]]
 
* [[Alahasaty]]
'''Evan' ny zôdiaka:'''
* [[Asombola]]
 
* [[Adimizana]]
* [[Ondrilahy (fanandroana)|Ondrilahy]] - [[Ombilahy (fanandroana)|Ombilahy]] - [[Kambana (fanandroana)|Kambana]] - [[Foza (fanandroana)|Foza]] - [[Liona (fanandroana)|Liona]] - [[Virijiny (fanandroana)|Virijiny]] - [[Mizana (fanandroana)|Mizana]] - [[Maingoka (fanandroana)|Maingoka]] - [[Mpitifitra Tsipìka (fanandroana)|Mpitifitra Tsipìka]] - [[Tandrok' Osy (fanandroana)|Tandrok' Osy]] - [[Mpitondra Rano (fanandroana)|Mpitondra Rano]] - [[Hazandrano (fanandroana)|Hazandrano]]
* [[Alakarabo]]
 
* [[Alakaosy]]
'''Antokon-kintan' ny zôdiaka:'''
* [[Adijady]]
 
* [[Adalo]]
* [[Ondrilahy (antokon-kintana)|Ondrilahy]] - [[Ombilahy (antokon-kintana)|Ombilahy]] - [[Kambana (antokon-kintana)|Kambana]] - [[Foza (antokon-kintana)|Foza]] - [[Liona (antokon-kintana)|Liona]] - [[Virijiny (antokon-kintana)|Virijiny]] - [[Mizana (antokon-kintana)|Mizana]] - [[Maingoka (antokon-kintana)|Maingoka]] - [[Bibilava (antokon-kintana)|Bibilava]] - [[Mpitifitra Tsipìka (antokon-kintana)|Mpitifitra Tsipìka]] - [[Tandrok' Osy (antokon-kintana)|Tandrok' Osy]] - [[Mpitondra Rano (antokon-kintana)|Mpitondra Rano]] - [[Hazandrano (antokon-kintana)|Hazandrano]]
* [[Alohotsy]]
*[[Adizaoza (antokon-kintana)]]