Foza (antokon-kintana): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Cancer constellation map-fr.png|vignette|344x344px|Antokon-kintan'ny Asorotany]]
Ny '''Foza''' dia [[antokon-kintan'ny zodiaka|antokon-kintan'ny zôdiaka]] andalovan'ny [[masoandro]] amin'ny 20 Jolay hatramin'ny 10 Aogositra. Eo andrefany no misy ny [[Kambana (antokon-kintana)|Kambana]] fa eo antsinanany kosa ny [[Liona (antokon-kintana)|Liona]].
 
Avy amin' ny [[teny arabo]] dia atao hoe <big><small>ا</small></big><small>سرطان</small> / ''As-Saratan'' na ''As-Sartan'' ("foza") io antokon-kintana io, izay niavian' ny anaran' ny vintana sy volana hoe ''Asorotany'' na ''Asaratà'' na ''Saratà''. Io antokon-kintana io dia atao amin'ny [[Fiteny latina|teny latina]] sy [[Fiteny anglisy|anglisy]] ary amin'ny [[Fiteny frantsay|teny frantsay]] hoe ''Cancer''. Amin'ny [[Fiteny grika|teny grika]] izy dia atao hoe ''Καρκίνος'' / ''Karkinos''. Amin'ny [[fiteny soahily]] dia atao hoe ''Saratani'' io antokon-kintana io. Amin'ny [[Fiteny malay|teny maley]] dia atao hoe ''Sartan'' na ''Ketam'' ihany koa izy.