Foza (antokon-kintana): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Cancer constellation map-fr.png|vignette|344x344px|Antokon-kintan'ny Asorotany]]
Ny '''Foza''' na '''Asorotany''' dia [[antokon-kintan'ny zodiaka|antokon-kintan'ny zôdiaka]] andalovan'ny [[masoandro]] amin'ny 20 Jolay hatramin'ny 10 Aogositra. Eo andrefany no misy ny [[Adizaoza (antokon-kintana)|Adizaoza]]Kambana fa eo antsinanany kosa ny [[Alahasaty (antokon-kintana)|Alahasaty]]Liona.
 
Avy amin'ny anaran'[[Antokon-kintana|antokon-kintan']]<nowiki/>ny [[zodiaka]] amin'ny [[teny arabo]] dia atao hoe <big><small>ا</small></big><small>سرطان</small> / ''As-Saratan'' na ''As-Sartan'' ("foza") nyio hoeantokon-kintana ''Asorotany.''io, Aminizay niavian' ny faritraanaran' sasanyny etovintana Madagasikarasy dia ataovolana hoe ''Asorotany'' na ''Asaratà'' na ''Saratà'' io teny io. Io antokon-kintana io dia atao amin'ny [[Fiteny latina|teny latina]] sy [[Fiteny anglisy|anglisy]] ary amin'ny [[Fiteny frantsay|teny frantsay]] hoe ''Cancer''. Amin'ny [[Fiteny grika|teny grika]] izy dia atao hoe ''Καρκίνος'' / ''Karkinos''. Amin'ny [[fiteny soahily]] dia atao hoe ''Saratani'' io antokon-kintana io. Amin'ny [[Fiteny malay|teny maley]] dia atao hoe ''Sartan'' na ''Ketam'' ihany koa izy.
 
Andalovan'ny masoandro amin'ny 22 Jona hatramin'ny 22 Jolay ny evan'ny zodiaka [[Asorotany]]Foza mitovy anarana aminy izay ampiasaina amin'ny [[fanandroana]] mahazatra ny Tandrefana.
[[Sary:Cancer charta.png|vignette|455x455px|Antokon-kintan'ny Asorotany]]
<br />