Kambana (antokon-kintana): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Gemini constellation map-fr.png|vignette|344x344px|Antokon-kintan'ny Adizaoza na Kambana]]
Ny '''Adizaoza''' na '''Kambana''' dia [[antokon-kintan'ny zodiaka|antokon-kintan'ny zôdiaka]] andalovan'ny [[masoandro]] amin'ny 21 Jona hatramin'ny 20 Jolay. Ny antokon-kintan'ny [[Adaoro (antokon-kintana)|Adaoro]]Ombilahy no eo andrefany ary ny an'ny [[Asorotany (antokon-kintana)|Asorontany]]Foza no eo antsinanany.
 
Avy amin'ny anaran'[[Antokon-kintana|antokon-kintan']]<nowiki/>ny [[zodiaka]] amin'ny [[Fiteny arabo|teny arabo]] dia atao hoe اجوزاء / ''Al-Djuza'' ("kambana") nyio hoeantokon-kintana io, izay niavian' ny anaran'Adizaoza''. Amin'ny faritravintana sasanysy etony Madagasikaravolana dia ataomalagasy hoe ''Adizaoza'' na ''Alijoza'' na ''Alizoza'' io teny io. Io antokon-kintana io dia atao amin' ny [[Fiteny latina|teny latina]] sy [[Fiteny anglisy|anglisy]] hoe ''Gemini'' na amin' ny [[Fiteny frantsay|teny frantsay]] hoe ''Gémaux''. Amin' ny [[Fiteny grika|teny grika]] dia atao hoe Δίδυμοι / ''Didumoi'' (na ''Didymoi'') izy. Amin' ny [[fiteny soahily]] dia atao hoe ''Jauza'' na ''Mapacha'' io antokon-kintana io. Amin'ny [[Fiteny malay|teny maley]] dia atao hoe ''Jauza'' na ''Kembar'' ihany koa izy.
 
Anaran'ny [[evan'ny zodiaka|evan'ny zôdiaka]] ampiasaina amin'ny [[fanandroana]] mahazatra ny Tandrefana koa ny hoe [[Adizaoza]]Kambana izay andalovan'ny masoandro amin'ny 21 Mey hatramin'ny 21 Jona.
<br />[[Sary:Gemini charta.png|vignette|463x463px|Antokon-kintanan'ny Adizaoza]]