Kelimalaza: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Aucun résumé des modifications
 
Andalana faha-3:
Novalàna ilay sampy ka maro ny fady momba azy sy ny toerana misy azy. Tsy azo nampidirana Vazaha na soavaly na basy na kisoa na osy ny ao Ambohimanambola. Raha tsy voatandrina izany dia natahorana ny hisian'ny aretina sy ny tsy fahavokaran'ny fambolena ary ny loza samihafa. Anaovana sorona sy fanatitra i Kelimalaza mba hahasitranan'ny aretina sy hananana anaka ary hampahavokatra ny tany.
 
Nodoran-d[[Ranavalona II]] i Kelimalaza tamin'ny nampidirany ny [[Kristianisma|fivavahana kristiana]] ho fivavaham-panjakana tao amin'ny lapan'ny mpanjaka merina tamin'ny taona 19691869.
 
== Jereo koa: ==