Alohotsy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''Alohotsy''' dia vintana faharoa ambin' ny folo amin' ny fanandroana malagasy. Ny [[Adalo]] no eo alohany ary ny [[Alahamady]] no manaraka azy. Ny tapany antsinana amin' ny rindrin-trano avaratra no toerana omena azy<ref><small>"[http://tenymalagasy.org/bins/teny2/Alohotsy Alohotsy]", ao amin'ny ''Rakibolana malagasy sy Rakipahalalàna momba an'i Madagasikara''.</small></ref>. Vintan' olona tsy mahatombin-toerana ny Alohotsy araka ny finoan-drazana malagasy. Tsy alana volo na hoho na ampiasana zava-maranitra ny zaza madinika fa tsy ho mety sitrana raha maratra.
 
== Fiavian' ilay anarana ==