Adijady: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-1:
Ny '''Adijady''' no vintana fahafolo amin' ny fanandroana malagasy manara-bolana. Ny [[Alakaosy]] no eo alohany ary ny [[Adalo]] no manaraka azy. Ny zoron-trano avaratra-andrefana no toerana omena azy<ref><small>"[http://tenymalagasy.org/bins/teny2/Adijady Adijady]", ao amin'ny ''Rakibolana malagasy sy Rakipahalalàna momba an'i Madagasikara''.</small></ref>. Tonom-bintana fanorenan-trano sy fampakaram-bady ny Adijady.
[[Sary:Capricorn.svg|vignette|241x241px|Ny evan'ny Adijady]]
Ny '''Adijady''' no vintana fahafolo amin'ny fanandroana manaraka ny [[zodiaka]] sy amin'ny fanandroana malagasy manara-bolana. Ny [[Alakaosy]] no eo alohany ary ny [[Adalo]] no manaraka azy. Anaran'ny [[zana-pehintany]] atsimo koa ny [[Adijady (zana-pehintany)|Adijady]].
 
== Fiavian' ilay anarana ==
[[Sary:RR5110-0045R.gif|vignette|136x136px|Sary maneho ny Adijady]]
Avy amin' ny anaran' [[Antokon-kintana|antokon-kintan']]<nowiki/> ny [[zodiaka]] amin' ny [[Fiteny arabo|teny arabo]] hoe اجدي / ''Al-Djadi'' ("osilahy") ny hoe ''Adijady.'' Amin' ny faritra maro eto [[Madagasikara]] dia atao hoe ''Alijady'' io teny io.
 
Manondro ny antokon-kintana atao amin' ny [[Fiteny latina|teny latina]] sy [[Fiteny anglisy|anglisy]] hoe ''Capricornus'' na amin' ny teny frantsay hoe ''Capricorne'' io teny io. Amin' ny [[fiteny soahily|teny soahily]] dia atao hoe ''Jadi'' na ''Mbuzi'' io antokon-kintana io. Amin' ny [[Fiteny malay|teny maley]] dia atao hoe ''Jadi'' na ''Kambing Duyung'' ihany koa izy.
[[Sary:Capricornus_constellation_map-fr.png|lien=https://mg.wikipedia.org/wiki/Sary:Capricornus_constellation_map-fr.png|vignette|135x135px|Antokon-kintan'ny Adijady]]
 
== Ny antokon-kintana Tandrok' Osy na Adijady sy ny zodiakazôdiaka ==
Ny fotoana andalovan' ny [[masoandro]] ao amin' ny fari-danitry ny antokon-kintana [[Adijady (antokon-kintana)|Adijady]] dia eo amin' ny 19 Janoary hatramin' ny 15 Febroary. Eo amin' ny 15 Janoary hatramin' ny 14 Febroary ny fari-potoan' ny Adijady araka ny [[zodiakan-kintana|zôdiakan-kintana]] fa amin' ny 21 Desambra hatramin' ny 20 Janoary kosa izany ao amin' ny [[zodiaka mikisaka|zôdiaka mikisaka]]. Ny fanandroana malagasy dia tsy mifanaraka amin' ireo noho izy miandry tsinam-bolana.
== AoNy amin'nyvintana fanandroana malagasyAdijady ==
Ao amin'ny [[Fanandroana malagasy|fanandroana malagasy]] dia vintana fahafolo koa ny Adijady ka ny zoron-trano avaratra-andrefana no toerana omena azy. [[Renivintana]] ny Adijady.
 
=== Toerany ===
Araka ny finoan-drazana malagasy dia vintana mafy ny Adijady ka tsara anorenana zavatra tiana hateza satria mijadina mafy. Tonom-bintana fanorenan-trano sy fampakaram-bady ny Adijady. Mitrotro ny [[Adalo]] sy mibaby ny [[Alakaosy]] ny Adijady. Mifandratra amin'ny [[Asorotany]] sady mitanila sy miarina eo amin'ny [[Alahasaty]] sy ny [[Adizaoza]] izy.
Ao amin' ny [[Fanandroana malagasy|fanandroana malagasy]] dia vintana fahafolo koa ny Adijady ka ny zoron-trano avaratra-andrefana no toerana omena azy. [[Renivintana]] ny Adijady. Mitrotro ny [[Adalo]] sy mibaby ny [[Alakaosy]] ny Adijady. Mifandratra amin'ny [[Asorotany]] sady mitanila sy miarina eo amin'ny [[Alahasaty]] sy ny [[Adizaoza]] izy.
 
=== Fombany ===
Araka ny finoan-drazana malagasy dia vintana mafy ny Adijady ka tsara anorenana zavatra tiana hateza satria mijadina mafy. Ny zavatra tian-ko mafy sy mateza no santarina amin' io andro io, toy ny fampidiram-pananana sy biby hompiana ary vola hotehirizina. Tonom-bintana fanorenan-trano sy fampakaram-bady koa ny Adijady. Ny Adijady koa no heverina ho andro tsara hampakaram-bady.
 
==== Vava Adijady ====
Ny zaza teraka vava Adijady dia ho vitsy teny, noho izany dia tokony alam-bintana fandrao mijadina loatra ka tsy miteny.
 
==== Vonto Adijady ====
Heverina ho tsara vintana ny zaza teraka amin' ny vonto Adijady.
 
==== Vody Adijady ====
Heverina ho tsara vintana ihany koa ny zaza teraka amin' ny vody Adijady.
 
== Volana Adijady ==
[[Sary:CMUs.jpg|vignette|142x142px]]
Misy amin' ny Malagasy ny mandray ny volana Adijady ho volana fahafolo amin' ny taona ao amin' ny [[Tetiandro malagasy|tetiandro malagasy]] (raha ny [[Alahamady]] no ataony volana voalohany). Manomboka amin' ny vava Adijady ka miafara amin' ny vody Alakaosy ny volana Adijady raha misy 28 andro. Raha tsy tsinanam-bolana ny andro aorian' ny vody Alakaosy dia miafara amin' ny vava Adijady ny volana izay misy 29 andro; raha mbola tsy tsinana aorian' io vava Adijady io dia mifarana amin' ny vonto Adijady ny volana izay misy 30 andro.
 
== Jereo koa: ==
 
* [[Alahamady]] - [[Adaoro]] - [[Adizaoza]] - [[Asorotany]] - [[Alahasaty]] - [[Asombola]] - [[Adimizana]] - [[Alakarabo]] - [[Alakaosy]] - [[Adijady]] - [[Adalo]] - [[Alohotsy]]
* [[Alahamady]]
* [[Adaoro]]
* [[Adizaoza]]
* [[Asorotany]]
* [[Alahasaty]]
* [[Asombola]]
* [[Adimizana]]
* [[Alakarabo]]
* [[Alakaosy]]
* [[Adijady]]
* [[Adalo]]
* [[Alohotsy]]
*[[Zana-pehintany Adijady]]
*[[Adijady (antokon-kintana)]]
 
== Loharano sy fanamarihana ==