Asombola: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-1:
[[Sary:Virgo10 Ariary 1999 head side.svgjpg|vignette|Ny evan'ny Asombola192x192px|198x198pxVola]]
Ny '''Asombola''' no vintana fahenina amin' ny fanandroana manaraka ny [[zodiaka]]malagasy. Ny [[Alahasaty]] no eo alohany ary ny [[Adimizana]] no manaraka azy. Ny tapany andrefana amin'ny rindrin-trano atsimo no toerana omena azy<ref><small>"[http://tenymalagasy.org/bins/teny2/Asombola Asombola]", ao amin'ny ''Rakibolana malagasy sy Rakipahalalàna momba an'i Madagasikara''.</small></ref>.
 
== Fiavian' ilay anarana ==
<br />
Avy amin' ny anaran' [[Antokon-kintana|antokon-kintan']]<nowiki/>ny [[zodiaka|zôdiaka]] amin' ny [[Fiteny arabo|teny arabo]] hoe السنبلة / ''As-Sumbul'' ("virjina") ny hoe ''Asombola.''
 
Manondro ny antokon-kintana atao amin' ny [[Fiteny latina|teny latina]] sy [[Fiteny anglisy|anglisy]] hoe ''Virgo'' na amin' ny [[Fiteny frantsay|teny frantsay]] hoe ''Vierge'' izy. Amin' ny [[Fiteny malay|teny maley]] dia atao hoe ''Sunbulat'' na ''Sumbulat'' na ''Perawan'' ihany koa izy.
== Fiavian'ilay anarana ==
[[Sary:Virgo2Virgo_constellation_map-fr.jpgpng|vignette|109x109px152x152px|Sary maneho Antokon-kintan'ny Asombola ("Virjina")]]
Avy amin'ny anaran'[[Antokon-kintana|antokon-kintan']]<nowiki/>ny [[zodiaka]] amin'ny [[Fiteny arabo|teny arabo]] hoe السنبلة / ''As-Sumbul'' ("virjina") ny hoe ''Asombola.''
 
Manondro ny antokon-kintana atao amin'ny [[Fiteny latina|teny latina]] sy [[Fiteny anglisy|anglisy]] hoe ''Virgo'' na amin'ny [[Fiteny frantsay|teny frantsay]] hoe ''Vierge'' izy. Amin'ny [[Fiteny malay|teny maley]] dia atao hoe ''Sunbulat'' na ''Sumbulat'' na ''Perawan'' ihany koa izy.
[[Sary:Virgo_constellation_map-fr.png|lien=https://mg.wikipedia.org/wiki/Sary:Virgo_constellation_map-fr.png|vignette|152x152px|Antokon-kintan'ny Asombola]]
 
== Ny antokon-kintana Asombola sy ny zodiaka ==
Ny fotoana andalovan' ny [[masoandro]] eo amin' ny [[Antokon-kintana|antokon-kintan]]' ny [[Asombola (antokon-kintana)|Asombola]] dia manomboka amin' ny 16 Septambra ka miafara amin'nyn y 30 Oktobra. Ny fari-potoan' ny Asombola araka ny [[Zodiaka|zodiakanzôdiakan-kintana]] (frantsay: ''zodiaque'' ''sideral'') dia hatramin' ny 16 Septambra ka hatramin' ny 15 Oktobra. Ny Asombola ao amin' ny zodiakamzôdiakam-panandroana mahazatra ([[zodiaka mikisaka]]; frantsay: ''zodiaque tropical'') dia manomboka amin' ny 23 Septambra ka miafara amin' ny 22 Oktobra. Tsy mifanaraka amin' ireo ny [[fanandroana malagasy]] noho izy miandry tsinam-bolana.
 
<br />
{| class="wikitable"
|
|<small>'''Liona na Alahasaty'''</small>
|<small>'''Viriijny na Asombola'''</small>
|<small>'''Mizana na Adimizana'''</small>
|-
|<small>'''Antokon-kintana'''</small>
Ligne 37 ⟶ 32 :
|}
 
== AoNy amin'nyvintana fanandroana malagasyAsombola ==
Ao amin' ny [[fanandroana malagasy]] dia vintana fahenina koa ny Asombola ka ny tapany andrefana amin' ny rindrin-trano atsimo no toerana omena azy. Araka ny finoan-drazana malagasmalagasy dia vintam-bola sy vintan' ny olona tia harena ny Asombola. [[Zanabintana]] ny Asombola.
[[Sary:10 Ariary 1999 head side.jpg|vignette|89x89px|Vola]]
Ao amin'ny [[fanandroana malagasy]] dia vintana fahenina koa ny Asombola ka ny tapany andrefana amin'ny rindrin-trano atsimo no toerana omena azy. Araka ny finoan-drazana malagas dia vintam-bola sy vintan'ny olona tia harena ny Asombola. [[Zanabintana]] ny Asombola.
 
Mifandratra amin' ny [[Alohotsy]] sy miarina eo amin' ny [[Alahamady]] ny vintana Asombola. Baben' ny renivintana Adimizana ny zanabintana Asombola. Ao amin' ny fitetezana andro dia mitondra tonon' andro roa ny Asombola, dia ny vava Asombola (na vavan' Asombola) sy ny vody Asombola (na vodin' Asombola).
 
== Ny volana Asombola ==
Misy amin'ny Malagasy ny mandray ny volana Asombola ho volana fahenina amin'ny taona ao amin'ny [[tetiandro malagasy]] (raha ny [[Alahamady]] no ataony volana voalohany).
 
Manomboka amin' ny vava Asombola ka miafara amin' ny vody Alahasaty ny volana Asombola raha misy 28 andro. Raha tsy tsinanam-bolana ny andro aorian' ny vody Alahasaty dia miafara amin' ny vava Asombola ny volana izay misy 29 andro; raha mbola tsy tsinana aorian' io vava Asombola io dia mifarana amin' ny vody Asombola ny volana izay misy 30 andro.
 
== Fivoasana ==
Vintam-bola sy vintan' ny olona tia harena ny Asombola.
 
==== Vava Asombola ====
Ny zazalahy teraka vava Asombola dia ho mpivarotra ary hahazo volabe. Ny zazavavy kosa ho mpanao taozavatra sy ho mpila harena.
 
==== Vody Asombola ====
Ny zaza teraka vody Asombola dia ho mpila vola sy hanan-karena.
 
== Jereo koa: ==
 
* [[Alahamady]] - [[Adaoro]] - [[Adizaoza]] - [[Asorotany]] - [[Alahasaty]] - [[Asombola]] - [[Adimizana]] - [[Alakarabo]] - [[Alakaosy]] - [[Adijady]] - [[Adalo]] - [[Alohotsy]]
* [[Alahamady]]
* [[Adaoro]]
* [[Adizaoza]]
* [[Asorotany]]
* [[Alahasaty]]
* [[Asombola]]
* [[Adimizana]]
* [[Alakarabo]]
* [[Alakaosy]]
* [[Adijady]]
* [[Adalo]]
* [[Alohotsy]]
*[[Asombola (antokon-kintana)]]