Kônsily ekiomenika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
 
Andalana faha-1:
Ny '''kônsily ekiomenika''' dia [[kônsily]] na fivorian' ny [[eveka]] sy ny manampahefana ara-pivavahana rehetra ao amin' ny [[Kristianisma|Fiangonana kristiana]]. Rehefa nisaratsaraka anefa ny Fiangonana kristiana nandritra ny tantaran'ny [[kristianisma]] dia nanohy nampiasa ny teny hoe ''konsily'' ny [[Katolisisma|Fiangonana katôlika]] na dia tsy nahafaoka ny Fiangonana kristiana manontolo izany fivoriana izany.
 
Ny [[Kristianisma ortodoksa|Ôrtôdôksa]], ohatra, dia tsy manaiky ny fahefan' ny kônsily ankoatr' ireo enina voalohany, nefa ny Katôlika dia manaiky ny kônsily ekiomenika efatra ambin' ny folo tamin' ny taonarivo faharoa, izany hoe kônsily ekiomenika miisa 21. Ny farany amin' ireo kônsily ireo dia ny [[Konsily Vatikàna II|Kônsily Vatikàna II]] izay novorina tamin' ny taona 1962 hatramin' ny taona 1965. Matetika ny mpitondra fanjakana tamin' ireo taonjato nifandimby no nampanao kônsily, fa ankehitriny kosa dia tsy miditra amin' izany ny fanjakana fa raharaha manokan' ny fivavahana izany.
Andalana faha-14:
Io kônsily io dia nanameloka ny fampianaran' i Makedôniko sy ireo pneomatômaka izay nanda ny maha Andriamanitra ny Fanahy Masina. Nohamafisiny ny maha Andriamanitra an' i Kristy sady nambarany fa Andriamanitra koa ny Fanahy Masina ary noraiketiny ilay fanekem-pinoana natao tamin' ny kônsily voalohany tao Nikea. Io kônsily io koa no nanome fahamboniana fara tampony ny evekan' i Rôma sy ny an' i Kônstantinôpôly amin' ny [[eveka]] rehetra.
 
=== Ny KonsilyKônsily tao EfesosyEfeso (taona 431) ===
Ny [[Konsily tao Efeso|Kônsily tao EfesosyEfeso]] (na EfesoEfesosy na Efezy) dia nanapahana ny maha [[Renin'Andriamanitra|Renin' Andriamanitra]] ([[Fiteny grika|gr]].: ''Theotokos'') an'i [[Maria (renin'i Jesoa)|Maria]]. Io no kônsily fahatelo. Nivoaka noho izany ny [[Fiekem-pinoan'i Efezy|Fiekem-pinoan' i Efezy]]. Tsy eken' ny Prôtestanta ny fiantsoana an' i Maria ho Renin' Andriamanitra. Nitsipahana ny [[nestorianisma]] koa izany kônsily izany.
 
Nanambara ny maha tokana tsy mizara an' i Kristy hatrany am-bohoka ny konsily sady niantso an'i [[Maria (renin'i Jesoa)|Maria]] hoe ''[[Theotokos]]'', izany hoe renin' ilay Andriamanitra araka ny [[Natiora (teôlôjia)|natiora]]<nowiki/>ny. Nohelohiny ny fampianaran' i Nestôriosy, patriarkan' i Kônstantinôpôly izay nampianatra (mba tsy hampifangaroana ny olona atao hoe [[Jesosy|Jesoa]] sy ny ''Logos'' izay an' Andriamanitra) fa i Maria Virjiny dia tsy niteraka afa-tsy olombelona izay manana fifamatorana tsy azo foanana amin' ny ''Logos''. I [[Nestôriosy]] mantsy dia nampianatra fa miara-misy ireo natioran' i Kristy roa ireo nefa misaraka.Nandray anjara mavitrika tamin' ny fanapahan-kevitra tamin' io kônsily io i Kirilosy avy any Aleksandria. Nitsipaka io fanapahan-kevitry ny kônsily io ireo Fiangonana nestôriana sady nisaraka tamin' ny Fiangonan' ny Empira.
 
=== Ny KonsilyKônsily tao KalkedonaKalkedôna (taona 451) ===
Ny [[KonsilyKônsily tao KalkedonaKalkedôna]] (na Kalsedoana) no nanambaràna ny fananan'i JesosyJesoa fomba (na [[Natiora (teolojia)|natiora]]) roa, dia natioran' Andriamanitra sy natioran' olombelona. Io no konsily fahefatra. Izany konsily izany no nanoherana an' i [[Eotikesy]], izay nampianatra fa nifangaro ka tsy azo avahana ao amin'ny natioran' Andriamanitra ny natioran'olombelona ao amin' i Kristy. Heverin'ny tao amin'ny konsily ho fampianaran-diso izany fampianarana izany izay nataony hoe ''[[monofizismamônôfizisma]]''. Ny emperora TeodosioTeôdôsio II no nampanao io konsilykônsily io. Nivoaka tamin' izany ny [[Fiekem-pinoan'i KalkedonaKalkedôna|Fanekem-pinoanan' i KalkedonaKalkedôna]].
 
Nitsipaka izany ireo izay nihevitra fa izany fisianana natiora roa miavaka izany dia fanoherana ny maha iray ny personan' i Kristy izay nambaran' i Kirilosy avy any Aleksandria sy nambaran'ny [[konsily tao Efeso|kônsily tao Efeso]]. Nandray anjara betsaka tamin' izany konsilykônsily izany i Flaviano avy any KonstantinopolyKônstantinôpôly sy i Leo I avy any RomaRôma. Manda ny fanapahan-kevitr'io konsily io koa ireo Fiangonana atao hoe "[[Fiangonana monofizitamônôfizita|monofizitamônôfizita]]" izay tsy manaiky ny fananan' i Kristy natioran'olombelona.
 
== Ireo konsilykônsily efatra manaraka ==
 
=== Ny KonsilyKônsily faharoa tao KonstantinopolyKônstantinôpôly (taona 553) ===
Nanamafisana ny fananan' i Kristy natiora roa ny [[Konsily faharoa tao Konstantinopoly|Kônsily faharoa tao Kônstantinôpôly]] ka nambara fa sady olona no Andriamanitra i Kristy. Io no konsily fahatelo. Nohelohina ny asa soratra manohana ny [[nestorianisma|nestôrianisma]]. Ny emperora Jostiniano no nampanao azy ary ny patriarka Eotikiosy avy any KostantinopolyKôstantinôpôly no nitarika azy. Ny mba hanamafisan' ny Fiangonana ny fanamelohany ny soratry ny teolojiana telolahy, dia i TeodoraTeôdôra avy any MopsoestoMôpsoesto sy i TeodoretoTeôdôreto avy any Kira ary i Ibasy avy any Edesa, tamin'ny taona 553. Tsy tratra ny tanjon' ny emperora Jostiniano izay nikendry ny hampihavana ny Kristiana kalkedoniana sy ny Kristiana monofizitamônôfizita ao amin'ny tapany atsinanan'ny empira.
 
=== Ny KonsilyKônsily fahatelo tao KonstantinopolyKônstantinôpôly (taona 680 sy 681) ===
Nambara tamin'ny [[Konsily fahatelo tao Konstantinopoly|Kônsily fahatelo tao Konstantinopoly]] fa manana sitrapo roa i Kristy amin' ny maha olombelona sy Andriamanitra azy, dia sitrapon'olombelona sy sitrapon' Andriamanitra. Io no konsilykônsily fahenina. Ny emperora KostantinoKônstantino IV no nampanao io konsilykônsily io mba handaminana ny tsy fifanarahan-kevitry ny Fiangonan' i KostantinopolyKônstantinôpôly sy ny Fiangonan' i RomaRôma nateraky ny atao hoe [[Mônôtelisma|monotelismamônôtelisma]]. Nohelohina noho izany ilay atao hoe monotelismamônôtelisma izay milaza fa i Kristy dia tsy manana afa-tsy hery iray sy sitrapo iray, dia ny sitrapon' Andriamanitra, na dia manana natiora roa aza.
 
=== Ny KonsilyKônsily faharoa tao Nikea (taona 787) ===
Ny [[Konsily faharoa tao Nikea|Kônsily faharoa tao Nikea]] dia natao mba hanamelohana ny fanimbana [[sary masina]] izay nomena ny anarana hoe ''ikonoklasmaikônôklasma''. Io no konsilykônsily fahafito. Ny mpomba ny fanimbana ny sary masina dia nilaza fa mifanohitra amin' ny fivavahana kristiana marina ny fampiasana sary hanehoana an' i Kristy sy i [[Maria (renin'i Jesoa)|Maria]] sy ireo olo-masina hafa. Nandresy tamin' izany konsilykônsily izany ny mpomba ny fampiasana ny sary masina (atao hoe ''ikonodolaikônôdola''). Nekena ny fanajana ny sary masina.
 
I Irena Ateniana ([[Fiteny grika|grika]]: Ειρήνη η Αθηναία / ''Eirênê ê Athênaia'') no nampanao io konsily io. Izany konsily izany dia nanapaka fa ny voninahitra omena ny sary masina dia tsy ho an' ilay sary fa ho an'ny zavatra asehon'ilay sary. Navahana ny atao hoe [[adorasiona|adôrasiona]], izay tsy tokony hatao afa-tsy amin' Andriamanitra, sy ny [[venerasiona]], izay atao amin'ny sary masina na amin' ny sisan-javatra avy amin' ny olo-masina efa maty ([[relika]]) na amin'ny olo-masina mba hanomezam-boninahitra an' Andriamanitra. Nohelohina ho toy ny mpanda ny fahatongavan'Andriamanitra ho nofo ny mpanimba sary masina (''ikonoklasta'').
 
=== Ny KonsilyKônsily fahefatra tao KonstantinopolyKônstantinôpôly (taona 869 sy 870) ===
Ny [[Konsily fahefatra tao Konstantinopoly|Kônsily fahefatra tao Kônstantinôpôly]] no nampisaraka ny Fiangonan' i RomaRôma sy ny [[Fiangonana ortodoksa tandrefana|Fiangonan'i KonstantinopolyKônstantinôpôly]]. Io no konsily fahavalo. Notapahana fa ny [[lovantsofina]] na Lovampinoana dia isan' ny fitsipiky ny finoana koa manampy ny [[Soratra Masina]]. Nohelohina ny fiheverana ny olona ho fitambaran-javatra telo, dia ny [[Vatan'olombelona|vatana]] sy ny [[fanahin'ny vatana|fanahin' ny vatana]] ary ny [[fanahy]]; ary nohamafisina ny fiheverana ny olombelona ho fitambaran-javatra roa, dia ny vatana sy ny fanahin' ny vatana.
 
Nataon' ny Fiangonana tandrefana hoe "mivoaka amin' ny Ray sy ny Zanaka" ny [[Fanahy Masina|Fanahy masina]]: izany no atao amin' ny teny latina hoe ''[[Filioque]]'' (izay midika hoe "sy ny Zanaka"). Tsy neken ' ny Fiangonana ortodoksaôrtôdôksa izany konsily izany. Nitsipaka ny fanovanana ny hoe ''Filioque'' amin' ny [[Fanekem-pinoana nikeana]] izany konsilykônsily izany. Ny Fiangonan' i RomaRôma dia nino fa mivoaka amin' ny Ray sy ny Zanaka ny [[Fanahy Masina]] fa ny Fiangonan' i KonstantinopolyKônstantinôpôly kosa tsy nanaiky an' izany fa nanamafy ny fivoahan' ny Fanahy Masina amin' ny Ray irery ihany.