Charlotte's Web (horonantsary, 1973) : Fahasamihafan'ny versiona roa

tsy misy ambangovangom-panovana
(Niala ny fanovàna 1001756 nataon'i Geogo (resaho))
Marika: Annulation
| fiteny = anglisy
}}
'''''Charlotte's Web''''' (Malagasy: ''Tranonkalan'i Charlotte'') dia horonantsary amin'ny sarimihetsika amerikana notontosain'i nataon'i [[Hannah-Barbera Productions]], ary nivoaka tamin'ny 1 Martsa 1973. Mifototra amin'ny tantaran'i E. B. White io tantara io ([[Charlotte's Web|boky mitovy anarana tamin'ny 1952]]). Ny voatotin'ny tantarany dia misy [[kisoa]], Wilbur, sy [[labozia]], Charlotte.
 
Nomena tohy ilay horonantsary tamin'ny 2003, ary ny anaran'ilay tohy dia ''[[Charlotte's Web 2: Wilbur's Great Adventure]]''.