Fiteny semitika avaratra-andrefana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
 
Andalana faha-1:
[[Sary:Semitic languages.svg|vignette|398x398px|Fiteny semitika]]
Ny '''fiteny semitika avaratra-andrefana''' dia sampana jeografikan' ny [[fiteny semitika]] izay hita any avaratra andrefan' ny amin' ny faritr' i [[Azia Andrefana]], izay sampan' ny [[fiteny semitika andrefana]]. Ny fiteny semitika avaratra-andrefana dia manisy [[Tovona (fitsipiteny)|tovona]] rehefa hanao anarana milaza maro.
 
Ireto avy ireo fiteny semitika avaratra-andrefana: ny [[fiteny amorita]] (na amoreana), ny [[fiteny ogaritika]], ireo fiteny tao [[Kanaana (faritra)|KanànaKanaana]] (dia ny [[fiteny fenisiana]], ny [[fiteny ponika]], ny [[fiteny hebreo]], ny [[fiteny amonita]], ny [[fiteny moabita]], ny [[fiteny edomita]], izay samy atao hoe [[fiteny kanaanita]]) ary ny [[fiteny arameana]].
 
== Jereo koa ==