Fiteny edômita: Fahasamihafan'ny versiona

k
tsy misy ambangovangom-panovana
k (nanova ny anaran'i Fiteny edomita ho Fiteny edômita i Thelezifor)
kAucun résumé des modifications
Ny '''fiteny edômita''' dia fiteny tao [[Kanaana]] izay mitovitoty amin'ny [[fiteny hebreo]], izay notenenin'ny [[Edomita]] tao amin'ny faritra mifanandrify amin'i [[Jordania]] atsimo andrefana sy ny ampahan'i [[Isiraely|Israely]] tamin'ny taonarivo voalohany tal. J.K. Mety nosoratana tamin'ny abidy foinikiana ny fiteny edomita. Toy ny [[fiteny moabita]] izy ka nitazina ny mariky ny [[kambavy]] -''t''. Na dia izany aza, tamin'ny taonjato faha-6 tal. J.K. dia nampiasaina hanoratana ny fiteny edomita ny abidy aramaika.
 
== Jereo koa ==
Fiteny kanaanita:
 
* [[Fiteny foinikiana|fiteny fenisiana]]
* [[fiteny ponika]]
* [[fiteny hebreo]]
* [[fiteny ogaritika]]
* [[fiteny amônita]]
* fiteny môabita
* [[fiteny edômita]]
34 918

modifications