Fiteny amônita: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Fiteny amonita ho Fiteny amônita i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''fiteny amônita''' dia fiteny tao [[Kanaana]] notenenin' ny vahoaka atao hoe [[AmonitaAmôna (fanjakana)|Amônita]] resahina ao amin' ny [[Baiboly]], izay nonina tao amin' ny faritr' i [[Jordania]] ankehitriny. Avy amin' ny anaran' ireo vahoaka ireo no nanomezana anarana ny reniovohinyrenivohiny atao hoe Amàna. Ankehitriny dia [[fiteny maty]] ny fiteny amônita. Ny endriky ny fiteny amônita dia mitovitovy amin' ny [[fiteny hebreon'ny Baiboly|fiteny hebreon' ny Baiboly]], izay mety niharan-tsinga avy amin' ny [[fiteny arameana]].
 
== Jereo koa ==
Fiteny kanaanita:
 
* [[fiteny fenisiana]]
* [[fiteny ponika]]
* [[fiteny hebreo]]
* [[fiteny ogaritika]]
* [[Fiteny amonita|fiteny amônita]]
* [[Fiteny moabita|fiteny môabita]]
* [[Fiteny edomita|fiteny edômita]]