Fiteny hebreo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-6:
}}
 
Ny '''fiteny hebreo''' na [[Fiteny hebreo|'''fiteny''' '''hebrio''']] dia [[fiteny semitika]]. Tenin'ny [[Jiosy]] io fiteny io. Teny fampiasan'ny [[Israelita]] nandritra ny fotoana nitrangan'ny tantara tao amin'ny [[Baiboly]] ny teny hebreo. Rehefa resin'i [[Babilona|Babilôna]] i [[Fanjakan'i Jodà|Jodà]], dia [[Fahababoana tany Babilona|nentina hatao sesitany tany Babilôna ny Jiosy]] ka nanomboka niteny [[Fiteny arameana|aramaika]] na arameana. Tsy nampiasaina tamin'ny fiainana andavanandro intsony ny teny hebreo fa mbola fantatry ny Jiosy mpanadihady [[Soratra Masina]] ihany.
 
Nanan-kevitra ny hanao ny teny hebreo ho fiteny fampiasa indray ny Jiosy maro tamin'ny taonjato faha-20. Ary lasa tenin'ny firenen'i [[Israely]] tamin'ny 1948 ilay fiteny. Avy amin'ny toerana maro ny mponin'i Israely ka nanapa-kevitra ny hianatra hebreo avokoa izy ireo mba hiteny fiteny iray ihany. Ny fikambanana mifehy ny fampiasana ny teny hebreo dia ny Akademian'ny Fiteny Hebreo.
Andalana faha-57:
*[[Fiteny hebreon'ny Andro Antenantenany]]
*[[Fiteny hebreo vaovao]]
Fiteny kanaanita:
 
* [[fiteny fenisiana]];
* [[fiteny ponika]];
* [[fiteny hebreo]];
* [[fiteny ogaritika]];
* [[Fiteny amonita|fiteny amônita]];
* [[Fiteny moabita|fiteny môabita]];
* [[Fiteny edomita|fiteny edômita]].
 
== Rohy ivelany ==