Asiria: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Assyrie general.PNG|vignette|399x399px|Sarintany maneho ny faritr'i Asiria (miloko mena) sy ny Empira asiriana (mioko mavo)]]
I '''Asiria''' na '''Asoria''' dia faritra ao amin' ny tapany avaratr' i [[Mesôpôtamia]] tamin' ny [[Andro Taloha]]. Atao hoe '''Asiriana''' ny vahoaka nonina tamin' io faritra io. Avy amin' ny anaran' ny tanànan' i Asora izay anaran' ny [[andriamanitra]] mpiaro azy koa, ny anaran'io faritra io.
[[Sary:Map of Assyria.png|vignette|417x417px|Sarintany maneho ny Empira asiriana sy ny fiitarany lehibe indrindra tamin'ny taonjato faha-7 tal. J.K;]]
Avy tamin' izany faritra izany no nipoiran' ny fanjakana matanjaka tamin' ny taonarivo faha-2 izay nanjary empira taty aoriana. Tamin' ny taonjato faha-8 sy faha-7 tal. J.K. dia nifehy ny faritra izay nivelatra saika manerana ny firenena maro ankehitriny, toa an' i [[Iràka]], i [[Siria]], i [[Libana|Libàna]] (na Libanona), i [[Torkia]] ary i [[Iràna]], i Asiria.
Andalana faha-6:
I Asiria dia fantatra koa indraindray amin' ny anarana hoe ''Sobarto'' (''Subartu'') sy ''Azohinoma'' (''Azuhinum'') talohan' ny nanorenana ny tananan' i Asora (''Ashur''), taorian' izay dia natao hoe koa ''Asoraio'' (''Aššūrāyu'') izy.
 
== Jereo koa: ==
 
* [[MesopotamiaMesôpôtamia]]
 
* [[Somera]]
* [[Kaldea]]
* [[Akady]]
* [[BabilonaBabilôna]]
* [[Persia]]