Diakra: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:DeaconsingingExsultet2007.jpg|vignette|Diakra katôlika mihira]]
Ny '''diakra''' na '''diakona''' dia olona manampy ny mpitondra fiangonana kristiana amin' ny fanaovan-draharaha ao am-piangonana isan-toerana. Safidina arakaraka ny finoany sy ny hatsaran' ny fitondran-tenanany ny olona hatao diakra. Izy no miandraikitra ny asa sasany ao amin' ny fiangonana. Avy amin' ny [[teny grika]] hoe διάκονος / ''diakonos'', izay midika hoe "mpan*mpompanompo" ny teny hoe ''diakra'' na ''diakona''. Tsy mitovy lanja na andraikitra ny olona atao hoe ''diakra'' na ''diakôna'' ao amin' ny fiangonana [[Katôlisisma|katôlika]] na [[ôrtôdôksa]] na [[Anglikanisma|anglikana]] na [[Protestantisma|prôtestanta]] na [[Evanjelisma|evanjelika]].
 
== Jereo koa ==