Gregôrio XIII: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Gregorio XIII ho Gregôrio XIII i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
 
Andalana faha-1:
[[Sary:Gregory XIII.jpg|vignette|289x289px|Ny papa Gregorio XIII]]
I '''GregorioGregôrio XIII''' na '''Gregoara XIII''' dia [[papa]] katôlika faha-226 nanomboka tamin' ny 13 Mey 1572. '''Ugo Boncompagni''' no tena anarany. Teraka tamin' ny 7 Janoary 1502 tao Bologne izy ary maty tamin' ny 10 Avrily 1585 tao Rôma izy. Amin' ny [[Fiteny latina|teny latina]] dia atao hoe ''Gregorius <abbr>XIII</abbr>'' <abbr>izy''.'' Nandimby ny papa [[Pio V]] (latina: ''Pius Quintus'') izy ary nodimbasan' ny papa [[Siksto V]] (latina: ''Sixtus Quintus''). Izy no nampanova ny [[tetiandro joliana]] ho [[tetiandro gregoriana]] izay mitondra ny anarany sady ampiasain' ny ankamaroan' ny olona sy ny firenena hatramin' izao fotoana izao.</abbr>
 
== Jereo koa ==
Andalana faha-7:
* [[Joany Paoly II|Papa Joany Paoly II]]
* [[Benoa XVI|Papa Benedikto XVI]]
 
<br />