Azia Atsinanana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Faritra any Azia
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:East Asia Cutout Projection.png|vignette|250x250px]]
I '''Azia Atsinanana''' dia faritra atsinanana ao amin'ny [[kôntinenta]]<nowiki/>n'i [[Azia]]. Ireto avy ireo firenena hita ao Azia Atsinanana: [[Sina]], [[Kôrea Avaratra]], [[Kôrea Atsimo]], [[Japàna]] ary i [[Taioàna]]. Manampy azy ireo i [[Môngôlia]] (izay indraindray tao isan'i [[Azia Afovoany]]) sy i [[Vietnamy]] sy i [[Singaporo]] (noho ny antony ara-kolontsaina, atambatra matetika amin'i [[Azia Atsimo-Atsinanana]]), ny faritra rosiana Farany Atsinanana koa dia azo ampidirina ao. Matetika dia akambana amin'ny faritra Farany Atsinanana izy.