Vy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:LightningVolt Iron Ore Pellets.jpg|Petra-by ao amina [[ozinina]] sideriorjika|200px|ankavanana|thumb]]
 
Ny '''vy''' dia [[zavatra simika]], manana eva '''Fe''' ary manana [[isa atômika]] 26. Io no zavatra ferômanetika tena fantatra ary tena hita matetika indrindra amin'ny fiainana mandavanandro. Ny vy tsotra dia [[metaly]] malemy (mbola malemy noho ny [[viraty]]), fa raha asiana lotondoto kely fotsiny izy (roa na telo isan-jaton'ny lanja tontaliny), dia lasa mafimafy kokoa : raha afangaro amin' ny metaly hafa izy na amin' ny karbonina[[karbônina]], dia lasa mbola mafy be noho ny vy madio izy.
 
== Jereo koa ==