Alimo : Fahasamihafan'ny versiona roa

k
tsy misy ambangovangom-panovana
k
k
[[Sary:Assorted bronze castings.JPG|vignette|300x300px|Alimo]]
Ny '''alimo''' dia [[metaly]] maro taharo vokatry ny fanatsonihana miaraka ny [[varahina]] amin' ny metaly hafa. Amin' ny heviny tery kokoa dia iantsoana ny fanakambanana ny varahina sy ny [[firapotsy]]. Amin' ny ankapobeny dia ny 54 %n' ny taharon' ny alimo dia varahina (izay mety hiakatra hatrany amin' ny 95 %) ary ny sisa dia mety ho [[firapotsy]] na [[alominiomaalominiôma]], [[firaka]], [[beriliomaberiliôma]], [[manganezy]] ary [[tongstena]], ary mety hahitana koa [[Silisiôma|silisiomasilisiôma]] sy [[fosforofôsfôro]], ny [[Fanitso (metaly)|fanitso]] ihany no tsy atao be. Mananana toetra mampiavaka azy ny alimo, dia ny izy ela tonta, tsy moramora laninan' ny [[asidra]] sady afaka mampita [[aratra]] tsara. Ampiasaina matetika hanaovana fitaovam-pifampikasohana amin'ny [[tsýtsỳ]] ny alimo. Ny fihinananan' ny asidra ny alimo dia sakana lehibe amin' ny fampisana azy amin' ny sehatry ny fifamoivoizana an-dranomasina sy amin' ny taozava-baventin' ny fanamboarana sambo.
 
== Jereo koa ==
* [[Vifotsy]]
* [[Andriamby]]
*[[Tsỳ]]
23 931

modifications