Alimo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy sary
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Assorted bronze castings.JPG|vignette|300x300px|Alimo]]
Ny '''alimo''' dia metaly maro taharo vokatry ny fanatsonihana miaraka ny [[varahina]] amin'ny metaly hafa. Amin'ny heviny tery kokoa dia iantsoana ny fanakambanana ny varahina sy ny [[firapotsy]]. Amin'ny ankapobeny dia ny 54%n'ny taharon'ny alimo dia varahina (izay mety hiakatra hatrany amin'ny 95%) ary ny sisa dia mety ho firapotsy na [[alominioma]], [[firaka]], [[berilioma]], [[manganezy]] ary [[tongstena]], ary mety hahitana koa [[Silisiôma|silisioma]] sy [[fosforo]], ny [[Fanitso (metaly)|fanitso]] ihany no tsy atao be. Mananana toetra mampiavaka azy ny alimo, dia ny izy ela tonta, tsy moramora laninan'ny [[asidra]] sady afaka mampita [[aratra]] tsara. Ampiasaina matetika hanaovana fitaovam-pifampikasohana amin'ny [[tsý]] ny alimo. Ny fihinananan'ny asidra ny alimo dia sakana lehibe amin'ny fampisana azy amin'ny sehatry ny fifamoivoizana an-dranomasina sy amin'ny taozava-baventin'ny fanamboarana sambo.
 
== Jereo koa ==
 
* [[Metaly]]
* [[Volamena]]
* [[Volafotsy]]
* [[Varahina]]
* [[Firaka]]
* [[Firamainty]]
* [[Firapotsy]]
* [[Vy]]
* [[Fanitso]]
* [[Alimo]]
* [[Volavelona]]
* [[Vifotsy]]
* [[Andriamby]]