Lembalemba: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Endriky ny vohon' ny tany
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Namibie Waterberg 01.JPG|vignette|311x311px|Lembalemba any Namoibia, misy ny valanjavaboary Waterberg.]]
Ny '''lembalemba''' dia irayendiky ny [[vohon' ny tany]] izay manana haambo avo lokoa raha mitaha amin' ny faritra manodidinba azy sady midadasika nefa tsy dia mikintoana loatra tsy tahaka ny [[tendrombohitra]]. Iray amin' ireo endrika telo lehiben' ny endriky ny vohon' ny tany ny lembalemba, ka ny roa hafa, dia ny [[tany lemaka]] sy ny [[tendrombohitra]]. Faritra ara-jeôgrafia ahitana ireo renirano mikoriana any ambany lalina ny lembalemba, tsy tahaka ny tany lemaka izay ikorianan-rano saika mitovy haavo amin' ny tany. Tsy dia mikintoana loatra ny vohon' ny tany anelanelan-drenirano ao amin' ny lembalemba , ka izay no iavahany amin' ny [[tendrombohitra]].
 
== Jereo koa ==
 
* [[Tendrombohitra]]
* [[Havoana]]
* [[Tangorom-bohitra]]
* [[Tandavan-tendrombohitra]]
* [[Lohasaha]]
* [[Deboka]]
* [[Lempona]]
* [[Lembalemba]]