Kroazada fahenina: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Gregorius IX. Gregorio IX, papa. Ugolino di Anagni.jpg|vignette|I Gregôrio IX]]
Ny '''kroazada fahenina''', izay nanomboka tamin' ny taona 1228 sy niafara tamin' ny taona 1229 dia nokarakarain' ny [[Empira Jermanika Masina|emperora rômana jermanika]] Friedrich II ([[frantsay]]: ''Frédéric II'') mba hamerenana indray ireo tanin' ny Fanjakan' i Jerosalema izay votsotra hatramin' ny fakan-tany nataon' i [[Saladin]] sy ny renivohiny. Fahombiazana tsy maharitra no azon' izany kroazada izany, nefa tratran' ilay emperora (izay naongan' ny papa tsy ho isan' ny fiangonana) ny tanjony rehetra tamin' ny alalan' ny [[Diplaomasia|diplômasia]] fa tsy tamin' ny alalan' ny ady. Nanafintohina ny tontolo kristiana izany fomban' ny emperora izany.