Fiteny aostrôneziana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-14:
ary ny rafi-peo izay tsotsotra (vitsy ny [[renifeo]] sy ny [[zanapeo]], vitsy na tsy misy ny tamba-drenifeo sarotra tononina, fehezanteny ahitana rindram-peo, sns).
 
== Ny sampan 'ny fianakaviam-piteny aostrôneziana ==
== Ny fiteny fôrmôzana ==
 
=== Ny fiteny fôrmôzana ===
Ny [[fiteny fôrmôzana]] dia tenenin' ny mponina tranainy ao Taioàna, izay 2%n' ny mponina ao amin' io nosy io. Ntaolo kokoa ireo fiteny aostrôneziana tenenina ao Taioàna. Ny mponina hafa (ny Hàna) dia miteny [[fiteny sinoa]] ([[fiteny sinô-tibetàna]], ka ny ankabetsahany dia amin'ny [[fiteny mandarina]]) sy ny [[fiteny taioaney]] (tenim-paritry ny fiteny min-nana, fiteny sinoa tamin' ny [[Andro Antenantenany]]).
 
Ireto avy ny fiteny fôrmôzana velona: fiteny amisy, fiteny ataialy, fiteny bonona, fiteny kanakanabo, fiteny kavalana, fiteny paioana, fiteny poioma, fiteny rokay, fiteny saaroa, fiteny saisiata, fiteny sakizaia, fiteny seedika, fiteny taô, fiteny troko, fiteny tsôo ary ny fiteny iamy.
== Fiteny malaiô-pôlineziana ==
 
=== Fiteny malaiô-pôlineziana ===
Ny [[fiteny malaiô-pôlineziana]] no sampana lehibe indrindra ao amin' ny fianakaviam-piteny aostrôneziana, fiteny ampiasaina hatrany andrefan'ny [[Ranomasimbe Indiana]] mamakivaky an'i [[Azia Atsimo Atsinanana]], ka hatrany atsinanan' ny [[Ranomasimbe Pasifika]]. Tsy isan' izy ireo ny fitenin' ny [[Melaneziana (vahoaka)|Melaneziana]].
 
Izao ny zana-bondrom-piteny malaiô-pôlineziana:
== Ny fiteny ôseanika ==
 
* Fiteny malaiô-pôlineziana andrefana
* Fiteny malaiô-pôlineziana afovoany-atsinanana
* Fiteny malaiô-pôlineziana afovoany
* Fiteny malaiô-pôlineziana avaratra-andrefana (izay atao hoe fiteny bôrneô avaratra).
 
=== Ny fiteny ôseanika ===
Ny [[fiteny ôseanika]] na fiteny ôseaniana dia ireo fiteny aostrôneziana sy fiteny teratany hafa tenenin' ny olona amin' ireo nosy maro any [[Ôseania]]. Miisa 450 any ho any ireo fiteny ireo. Ny velarana voasahan' ny mpiteny ireo fiteny ireo dia mahafaoka an' i [[Pôlinezia]] sy ny ampahany be amin' i [[Melanezia]] sy [[Mikrônezia]]. Na dia mahasahana erana midadasika aza ireo fiteny ireo dia miisa 2 000 000 eo ho eo ihany ny mpiteny azy. Ny fiteny ôseanika be mpiteny indrindra dia ny [[fiteny fijiana]] (mpiteny 600 000) sy ny [[fiteny samôana]] (400 000 mpiteny).