Fianakaviam-piteny môngôlika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-2:
Ny '''fiteny môngôlika''' dia [[fianakaviam-piteny]] any [[Azia Avaratra]] sy any [[Azia Afovoany]]. Matetika dia ampifanakaikezina amin' ireo [[fiteny torkika]] sy ireo [[fiteny tongoza]] ao amin' ny [[Fianakaviam-piteny altaika|fianakaviambem-piteny altaika]] izy ireo nefa tsy miombon-kevitra ny amin' izany ny [[mpahay teny]] maro. Isa' ny fiteny môngôlika ny [[fiteny môngôly]] (na môngôliana) izay tetenina ao [[Môngôlia]] sy ao [[Môngôlia Anatiny]].
 
Fiteny hafa ao amin' ny fianakaviam-piteny môngôlika ny [[fiteny oirata]] tetenina ao amin' ny tapany avaratra andrefan' i [[Sina]], izay atao hoe fiteny kamika na fiteny kalmoka na fiteny kalmokia ao [[Rosia]], ny [[fiteny boriata]] ao Boriatia any Rosia sy any avaratr' i Môngôlia sy MongoliaMôngôlia Anatiny, ny [[fiteny môgôly]] any [[Afganistana|Afganistàna]].
 
== Jereo koa ==
[[Fianakaviam-piteny altaika]]:
 
* [[Fiteny torkika]]
* [[Fianakaviam-piteny môngôlika|Fiteny môngôlika]]
* [[Fianakaviam-piteny tongoza|Fiteny tongoza]]
 
[[sokajy:Mongolia]]