Abidy foinikiana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy sary
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Phoenician alphabet.svg|vignette|288x288px|Abidy fenisiana]]
Ny '''abidy foinikiana''' na '''abidy foenikiana''' na '''abidy fenisiana''', izay antsoina hoe '''abidy protokananeanaprôtôkananeana''' koa, dia [[abidy]] tsy ahitana [[zanatsoratra]] fa [[abjady]]. Nampiasaina tamin'ny fanoratana ireo fiteny tao amin'ny faritr' i [[Kanaana]], indrindra ny [[fiteny foinikiana]] (na fenisiana) izay [[fiteny semitika]] nampiasana tamin'ny kolontsaina [[fenisiana]]. Na dia tsy ahitana zanatsoratra aza io abidy io dia misy ihany litera nanoratana [[zanapeo]] taty aoriana, izany fomba izany no atao amin'ny [[Fiteny latina|teny latina]] hoe ''mater lectionis.''
 
Ny abidy fenisiana dia lasa rafi-panoratana nampiasaina indrindra ka nampitain'ny mpanao raharaham-barotra fenisiana tamin'ny tontolo manodidina ny [[Ranomasina Mediteranea]] izay nivoarany sady noraisin'ny vahoaka samy manana ny kolontsainy. Ny [[abidy arameana]], izay endrika misy fiovan'ny abidy fenisiana no nipoiran'ny [[abidy arabo]] ankehitriny, fa ny [[abidy hebreo]] kosa dia karazan'ny abidy arameana. Ny [[abidy grika]] (sy ireo abidy hafa nipoitra taminy toy ny [[abidy latina]] sy ny [[abidy sirilika]] ary ny [[abidy kopta]]) dia mpandimby mivantana ny abidy fenisiana, na dia novana aza ny fomba fanononana ny litera sasany mba hanoratana ny zanapeo ka lasa zanatsoratra.
Andalana faha-310:
|
|}
Avy amin' ny [[abidy fenisianina]] ny abidy grika. Tsy soratana ao amin' ny [[abidy semitika]] ny [[zanapeo]]. Amin' ny maha [[fiteny semitika]] ny fiteny fenisianina dia azo vinavinaina ny [[zanapeo]] miaraka amin' ny [[renifeo]] iray. Ny [[litera]] tsirairay ao amin’ ny abidy fenisiana dia nomena anarana araka ny teny anombohan’ ny feo asehon’ io litera io. Noho izany, ny ''ʾaleph'', izay midika hoe "ombilahy", dia nanome ny anarany amin’ ny litera voalohany ao amin’io abidy io, ny ''bet'' ("trano"), izay nanome ny anarany ho an’ ity litera ity, dia toy izany hatranihatrany.
 
== Jereo koa ==