Tarehin-tsoratra sirilika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Aucun résumé des modifications
Marika: Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
 
Andalana faha-1:
Ny '''tarehin-tsoratra sirilika''' dia lamim-panoratana ampiasaina amin'ny fanoratana indrindraindrindra ny fiteny slava toy ny [[Fiteny rosiana|fienyfiteny rosiana]], ny [[fiteny okrainiana]], ny [[fiteny belarosiana]], ny [[fiteny rosina]], ny [[fiteny bolgariana]], ny [[fiteny makedoniana]] ary ny [[fiteny serbo-kroatiana]]. Ny tarehin-tsoratra sirilika dia noforonin'i Ohrid sy i Clément tamin'ny taonjato faha-9, izay nampianarin'ny monka roa, dia i Kyrillos sy i Methodios. Avy amin'ny [[abidy grika]] ny tarehin-tsoratra sirilika. Izy ireo no nisafidianana litera hamoronana ny [[abidy sirilika]] maro.
 
== Jereo koa: ==