Simôna Bar Kôkhba: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Arthur Szyk (1894-1951). Bar Kochba (1927), Paris.jpg|vignette|260x260px|Sary]]
[[Sary:Knesset_Menorah_P5200010_Bar_Kochvah.JPG|lien=https://mg.wikipedia.org/wiki/Sary:Knesset_Menorah_P5200010_Bar_Kochvah.JPG|vignette|Sarin'i Simona Bar Kokba, eo amin'ny Knesset Menorah ao Jerusalem]]
 
I '''Simôna Bar Kôkba''' dia lehilahy mpitarika ny fikomian’ ny [[Jiosy]] tamin’ ny [[Empira Rômana|Rômana]] teo anelanelan’ ny taona 132 sy 135.
 
Ligne 7 ⟶ 6 :
 
== Tantarany ==
Tamin’izany[[Sary:Knesset_Menorah_P5200010_Bar_Kochvah.JPG|lien=https://mg.wikipedia.org/wiki/Sary:Knesset_Menorah_P5200010_Bar_Kochvah.JPG|vignette|Sarin'i Simona Bar Kokba, eo amin'ny Knesset Menorah ao Jerusalem]]Tamin’ izany fotona izany dia niezaka ny hampanjaka ny kolontsana romana tao [[Jodea]] ny emperora [[Hadriano]] ([[Fiteny latina|latina]]: ''Publius Aelius Hadrianus Augustus'') ka tsy namela ny [[Jiosy]] hiditra ao [[Jerosalema (Andro Taloha)|Jerosalema]] afa-tsy indray andro isan-taona, ary nandrara azy ireo tsy hanao famorana. Raikitra noho izany ny fikomian’ ny Jiosy. I Bar Kôkba no nitarika izany fikomiana izany, izay notohanan’ ny iray amin’ ireo [[raby]] nankatoavin-teny indrindra tamin’ izany, dia i Akiva ben Josefa, izay nanambara azy ho [[Mesia]] (hebreo: מָשִׁיחַ‎ / ''māshîaḥ'') nalefan’ Andriamanitra hamerina indray ny fanjakan’ i Israely sy hanjaka amim-pahamarinana amin’ ny olombelona rehetra.
[[Sary:Barkokhba-silver-tetradrachm.jpg|lien=https://mg.wikipedia.org/wiki/Sary:Barkokhba-silver-tetradrachm.jpg|vignette|Vola volafotsy amin'ny anaran'i Bar Kokba]]
Nanangona tafika lehibe i Bar Kokba, izay nahitana Jiosy avy ao Jodea sy avy amin’ny firenena hafa ny Atsinanana. Nandresy ny tafika romana i Bar Kokba sady naka an’i Jerosalema sy tanan-dehibe dimampolo eo ho eo ary tanàna madinika maro koa.