Simona Bar Kôkba: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Knesset Menorah P5200010 Bar Kochvah.JPG|vignette|279.981x279.981px|Sarin'i Simona Bar Kokba, eo amin'ny Knesset Menorah ao Jerusalem]]
I '''SimonaSimôna Bar KokbaKôkba''' dia lehilahy mpitarika ny fikomian’nyfikomian’ ny [[Jiosy]] tamin’nytamin’ ny [[Empira Romana|Romana]] teo anelanelan’nyanelanelan’ ny taona 132 sy 135.
 
== Ny anarany ==
AminnAmin' ny [[Fiteny arameana|teny arameana]] ny anarany dia atao hoe '''שמעון בר כוכבא''' / ''Shimon bar Kokhba'' izay midika hoe "SimonaSimôna zanaky ny kintana".
 
== Tantarany ==
Tamin’izany fotona izany dia niezaka ny hampanjaka ny kolontsana romana tao [[Jodea]] ny emperora [[Hadriano]] ([[Fiteny latina|latina]]: ''Publius Aelius Hadrianus Augustus'') ka tsy namela ny [[Jiosy]] hiditra ao [[Jerosalema (Andro Taloha)|Jerosalema]] afa-tsy indray andro isan-taona, ary nandrara azy ireo tsy hanao famorana. Raikitra noho izany ny fikomian’nyfikomian’ ny Jiosy. I Bar KokbaKôkba no nitarika izany fikomiana izany, izay notohanan’nynotohanan’ ny iray amin’ireoamin’ ireo [[raby]] nankatoavin-teny indrindra tamin’izanytamin’ izany, dia i Akiva ben Josefa, izay nanambara azy ho [[Mesia]] (hebreo: מָשִׁיחַ‎ / ''māshîaḥ'') nalefan’Andriamanitranalefan’ Andriamanitra hamerina indray ny fanjakan’ifanjakan’ i Israely sy hanjaka amim-pahamarinana amin’nyamin’ ny olombelona rehetra.
[[Sary:Barkokhba-silver-tetradrachm.jpg|vignette|Vola volafotsy amin'ny anaran'i Bar Kokba]]
Nanangona tafika lehibe i Bar Kokba, izay nahitana Jiosy avy ao Jodea sy avy amin’ny firenena hafa ny Atsinanana. Nandresy ny tafika romana i Bar Kokba sady naka an’i Jerosalema sy tanan-dehibe dimampolo eo ho eo ary tanàna madinika maro koa.
[[Sary:Beitar-169.jpg|vignette|220.992x220.992px|Ny toerana nisy an'i Betara]]
Nanangana tafika vaovao indray i [[Hadriano]] nefa mbola ravan’nyravan’ tafik’iny tafik’ i Bar KokbaKôkba izany. Noho izany dia niantso mpitari-tafika mahay i Hadriano, dia i [[Jolio Severo]] (latina: ''Sextus Julius Severus''), izay niady nandritra ny andro maro ka tanapitrananapitra ny fikomiana jiosy tao amin’nyamin’ ny famaharana Betàra (hebreo: בֵּיתַּר  / ''Bethar'') ao akaikin’iakaikin’ i Jerosalema izy tamin’nytamin’ ny volana Aogositra 135. Tamin’izanyTamin’ izany no nahafatesan’inahafatesan’ i Bar KokbaKôkba.
 
== Jereo koa ==
 
* [[Makabeo]]
 
* [[Zelôta]]
* [[Mesianisma]]