Lahatsoratra Masôretika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina sy rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-6:
== Fanisiana mari-janapeo sy mari-tsindrimpeo ==
Voasoratra amin'ny [[abidy hebreo]] izay tsy ahitana afa-tsy renisoratra ny Baiboly hebreo tany am-piandohany. Ny fametrahana ny marika maneho [[zanapeo]] (atao hoe ''nikkud'') sy maneho [[tsindrimpeo]] dia mety ho natao tamin'ny Andro Antenantenany, na dia mihevitra aza i Johannes Buxtorf tamin'ny taonjato faha-17 sy ny maro hafa fa efa hatramin'ny andron'i [[Ezra]] (na Esdrasa) no nanaovana izany. Ny fomba fametrahana ireo marika ireo, izay nataon'ny [[Jiosy]] tany [[Babilôna]] (izay atao hoe "lamina babilôniana") dia voasolon'ny an'ny Jiosy tany [[Palestina]] (izay atao hoe "lamina tiberiana") izay niforona tamin'ny taonjato faha-9 na faha-10 taor. J.K. Ny Kodeksan'i Alep, izay angamba dika mitovy voalohany fenon'ny lahatsoratra masôretika, dia voasoratra tamin'ny taonjato faha-10 taor. J.K.
 
== Jereo koa ==
 
* [[Baiboly samaritana]]
* [[Septoajinta]]
* [[Soratanam-piraketan'i Komràno]]