Masôreta: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Tsipelina
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
 
Andalana faha-1:
Ny '''Masôreta''' dia ireo manampahaizana jiosy niandraikitra ny fampitana ny Masôra ([[Masorah]]), izany hoe ny fampitana ny endriky ny lahatsoratry ny [[Baiboly hebreo]] sy ny fomba tokony hanononana ny [[Abidy hebreo|soratra]] sy ny [[teny hebreo]] ao aminy amin' ny fametrahana mari-tsoratra maneho [[zanapeo]] (atao hoe ''nikkud'') sy [[tsindrimpeo]]. Fanagasiana ny andian-teny hebreo hoe בעלי המסורה / ''ba'alei hamassora'', "mpampianatra ny lovantsofina" ny teny hoe ''masôreta''.
 
Ny asan' ny Masôreta izany dia ny fandraiketana ny lisitry ny [[Kodeksa masoretika|Kôdeksa masôretika]] izay ahitana endrika sy firehana maro hatramin'izay ka hatramin'ny taonjato faha-9 taor. J.K. ka ny fomba fanoratr'i Aharon ben Asher avy any [[Tiberiada]] (na [[Tiberiasy]]) no noraisina ho filamatra.