Fiteny grika taloha: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Beginning Odyssey.svg|ankavanana|thumb|359x359px|Fanombohan'ny tantara ''Odisey'' (''Odisseia)'']]
 
Ny [[fiteny grika taloha]] dia fiteny notenenina tany [[Grisia]] tamin' ny [[Andro Taloha]] nanomboka tamin' ny 800 tal. J.K. hatramin' ny taona 400 tal. J.K.. Any Eorôpa, ny fiteny grika miaraka amin' ny [[fiteny latina]] no fiteny taloha mbola ampiasaina indrindra ho an' ny mpiteny[[Fiteny fitenyao Eorôpa|mpiteny eorôpeana]] ankehitriny. Ireo fiteny mampiasa teny grika taloha dia ny [[fiteny latina]] sy ireo fiteny avy amin' ny fiteny latina ([[fiteny frantsay]], [[fiteny anglisy]], [[fiteny espaniôla]], [[fiteny italiana]]).
 
Betsaka ireo firokyfirokin' ny fiteny grika taloha, izany hoe ny endika isam-paritra isehoan' io fiteny io, fa heverin' ny siantifikampahay siansa rehetra fa ny [[fiteny atikianina]] no madio indrindra amin' ireo firoky ireo. Niparitadritaka manerana ireo tany manana morontsiraka amin' ny [[Ranomasina Mediteranea]] ny fiteny grika taloha. Nanaparitaka ilay fiteny tany [[Azia]] i [[Aleksandra Lehibe]], ary elaela taoriana mandritra ny [[Empira Rômana|Fanjankambe Rômana]] dia nianatra fiteny grika taloha ny Rômana ao amin'ny Fanjakambeio Rômanafanjakambe io, ohatr' ireo mpianatra mianatra [[fiteny anglisy]] ankehitriny.
 
Ireo tononkalo lehibe malaza indrindra amin' ny fiteny grika taloha dia notononin' i [[Homer|Hômer]]a.
 
Miova araka ny fandrosoan' ny fotaona ny fiteny rehetra, ary niova imbetsaka ny fiteny grika mandritry ny taonjato 25 manasaraka ny fiteny grika taloha sy ny [[fiteny grika ankehitriny]]. Ankehitriny, eken' ny mpandinika fiteny rehetra fa tamin' ny taona 453 ny fiteny grika ankehitriny no nanomboka nisy. Izany hoe ny fiteny grika ankehitriny dia vokatry ny fivoaran' ny fiteny grika taloha nandritry ny taonjato 25.
 
== Firoky ==
{{...}}
[[File:AncientGreekDialects (Woodard) fr.svg|thumb|200x200px|Ireo firoky ny fiteny grika taloha]]
Nandritra ny [[Andro Taloha]] dia tsy nanana firoky tokana ny fiteny grika taloha. Ny iônianina-atikita, firokin' i [[Atenay]], no firokim-piteny grika taloha tena fantatra ankehitriny. Io no fototry ny fiteny grika ankehitriny ary tamin' io firoky io no nanoratan' ireo mpanoratra toa an-dry [[Plato|Platô]] sy [[Aristophanes]].
 
== Fanoratana ==
{{...}}
 
Ny soratra voalohany indrindra nanoratana ny fiteny grika taloha dia ny abidy Lineaire B, silabera tsy misy fifandraisana amin' ny abidy grika taloha na ankehitriny, nanoratana firokyny firokin' ny fiteny grika nampiasaina tany Grisy an-kaontinenta ary tany Krity[[Kreta]] tamin' ny taonjato faha -14 sy faha -13 tal. J. K.
 
== Endrika ==