Samoela: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-2:
[[Sary:Gerbrand van den Eeckhout - Anna toont haar zoon Samuël aan de priester Eli.jpg|vignette|187x187px|''Nitondra an'i Samoela teo amin'i Ely i Ana reniny'', sary nataon'i Gerbrand van den Eeckhout tamin'ny taona 1665.]]
[[Sary:Louvre rosa apparition.jpg|vignette|254x254px|''Niseho tamin'i Saoly ny fanahin'i Samoela'', sary nataon'i Salvator Rosa, taona 1668.]]
I '''Samoela''' dia sady [[mpaminany]] no [[Mpitsara ao amin'ny Baiboly|mpitsara]]. Izy no farany amin'ireo mpitsara tao Israely nandimby an'i [[Ely (mpitsara)|Ely]]. Ny lovantsofina dia milaza fa izy no nanoratra ny [[Boky voalohan'i Samoela|Boky voalohany]] sy [[Boky faharoan'i Samoela|faharoan'i Samoela]] niaraka amin'i Gada sy i Natana. Niala amin'ny maha mpitsara azy izy tamin'ny nanosorany an'i [[Saoly]] ho mpanjaka, araka ny Boky voalohan'i Samoela (1Sam. 8-15) ary tapitra teo ny andron'ny mpitsara. Izy koa no nanosotra an'i [[Davida (Baiboly)|Davida]] ho mpanjaka (1Sam. 16-31).
 
== Ny anarany ==
Andalana faha-20:
* [[Bokin'i Samoela]]
* [[Mpitsara ao amin'ny Baiboly]]
*[[Mpaminanin'i Israely]]
 
'''Mpitsara lehibe'''