Elisa: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Sary
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
 
Andalana faha-2:
I '''Elisa '''na '''Elisea''' dia mpaminany resahina ao amin'ny [[Testamenta Taloha]]''''', '''''indrindra ao amin'ny [[Boky faharoan'ny Mpanjaka]]'''''. '''''Avy amin'ny [[teny hebreo]] hoe אלישע''''' / '''Elisha'' izay azo adika hoe "Nanampy Andriamanitra" ny anarany. Tamin'ny fotoana nampisy korontana sy nanapahan'ireo mpanjaka nandimby an'i [[Solomona]] (na Salômôna) izay nirona tamin'ny [[fanompoan-tsampy]] sy tamin'ny fanaranam-po isankarazany no tena niasan'ny mpaminany Elisa sy ny mpaminany [[Elia]] izay nananatra ireo mpanjaka ireo ny mba hiverina amin'ny fanompoana an'[[Andriamanitra]] ka hiala amin'ny fivavahana amin'ireo [[Andriamanitra (anarana iombonana)|andriamanitry]] ny firenen-kafa toa an'i [[Baala]] sy i [[Astarte]].
 
== Fitantarana ao amin' ny Baiboly ==
Voaresaka fohifohy ao amin'ny [[Boky voalohan'ny Mpanjaka]] i Elisa izay notendren'i Elia ho mpianany. Tsy misy filazana an'i Elisa ny toko alohan'ny faha-2 ao amin'ny [[Boky faharoan'ny Mpanjaka]] izay mitantara ny nampakarana an'i Elia ho any an-danitra tamin'ny alalan'ny kalesin'afo. Aorian'io ny fitantarana ny asan'i Elisa sy ireo fahagagana samihafa nataony hatramin'ny toko faha-9. Tantaraina ao amin'ny faran'ny toko faha-13 ny fahafatesan'i Elisa sy ny fandevenana azy.