Kristianisma Tandrefana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny [[Kristianisma Tandrefana|'''Kristianisma tandrefana''']] dia ny fitambaran' ny [[Fiangonana katolikakatôlika]] sy ireo [[Protestantisma|Fiangonana ProtestantaPrôtestanta]] ao amin' ny tapany andrefan' ny KontinentanKôntinentan' i [[EoropaEorôpa]] sy ny KontinentanKôntinentan' i [[Amerika]] ary i [[Afrika]] ka hatrany [[Aostralia]]. Nanomboka tamin' ny nielezan' ny fivavahana kristiana taorian' ny taonjato faha-16 taty Afrika sy tany [[OseaniaÔseania]] dia tsy tena voafaritra ara-jeografiajeôgrafia ny hoe "Kristianisma tandrefana" fa ara-pirehan-kevitra na ara-teolojiateôlôjia sy araka ny fiavian' ny sampan' ny kristianisma arahin' ny fiangonana resahina.
 
TsyIsan' mitovyny tsy mampitovy ny fiheveran' ny [[Kristianisma Tatsinanana|Kristiana tatsinanana]] sy tandrefana ny amin' ny [[fahotana lovana]] sy ny amin' ny fivoahan' ny [[Fanahy Masina]] ary ny fotoam-pankalazana ny [[Paska]]. Tsy mitovy koa ny [[tetiandro]] ampiasaina satria ny Tandrefana mampiasa ny [[tetiandro gregoriana|tetiandro gregôriana]] fa ny Tatsinanana kosa mampiasa ny [[tetiandro joliana]]. Tsy mitovy koa ny fotoana ankalazana ny [[Noely]]. Ny Kristiana tandrefana no mitana ny laharana voalohany raha ny habetsahan' ny mpino no jerena satria mahatratra 90 %n' ny isan' ny [[Kristianisma|Kristiana]] maneran-tany.
 
== Jereo koa: ==