Inôkentio III: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Pope Innocent III ho Inôkentio III i Thelezifor : Hagasina
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-10:
|taona niasàna=
}}
I '''Inôkentio III''' dia [[papa]] faha-<abbr>176 izay niasa nanomboka amin' ny taona 1198 hatramin' ny 1216. Teraka tao Gavignano any [[Italia]] tamin' ny 1160 izy ary maty tamin' ny 1216 tao Perugia any Italia ihany (frantsay: Pérouse). Isan' ireo papa heverina fa natanjaka indrindra tamin' ny [[Andro Antenatenany]] izy. I '''Lotario dei conti di Segni''' no anarany talohan'ny naha papa azy.</abbr> Nianara [[teôlôjia]] tao [[Paris]] any [[Frantsa]] izy ary nianatra [[lalàna kanôna]] tany Bologna any Italia (frantsay: ''Bologne''). Tsy nohosorana ho [[pretra]] izy nefa voafidin' ny [[kardinaly]] rehetra ho papa tamin' ny faha-37 taonany, tamin' ny andro nahafatesan' ny papa teo alohany (ny papa Kelestino <abbr>III</abbr>). Tsy nandiso fanantenana ny mpifidy azy ny zava-bitany nandritra ny naha papa azy. Atao hoe ''Innocent III'' izy amin' ny [[Fiteny frantsay|teny frantsay]] sy amin' ny [[Fiteny anglisy|teny anglisy]], ''Innocenzo III'' amin' ny [[Fiteny italiana|teny italiana]] ary ''Innocentius III'' amin' ny [[Fiteny latina|teny latina]]. Ny papa Inôkentio III no nanentana ny hisian' ny [[kroazada fahefatra]] izay raikitra nanomboka tamin' ny taona 1198.
'''Pope Innocent III''' dia mizaka ny zom-pirenen'i [[Italia]] teraka ny 1 Janoary 1160 ary maty ny 23 Jiona 1216
 
==Ny fiainany manokana==
Ny rahalahiny sy/na ny rahavaviny dia Bernardo Maria Conti.
== Jereo koa ==
* [[Biôgrafia]]
*[[Kroazada fahefatra]]
 
===Rohy ivelany===