Fiteny bretona: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Aucun résumé des modifications
 
Andalana faha-1:
Ny '''[[fiteny bretona]]''' dia fiteny seltika tenenin'ny olona miisa 172 000 ao Britaina ao [[Frantsa]] tamin'ny taona 2009. Ao amin'ny vondrom-piteny seltika britonika ny fiteny bretona. Isan'ireo fiteny atahorana tsy hisy mpiteny intsony ny fiteny bretona araka ny tatitry ny UNESCO. Fiteny [[Fiteny indô-eoropeanina|indo-eoropeana]] ny fiteny bretona.
 
[[Sokajy:Fiteny]]
[[Sokajy:Fiteny indô-eoropeanina]]