Afrika Afovoany: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Africa-countries-central.png|vignette|346x346px|Sarintany maneho an'i Afrika Afovoany]]
I '''Afrika Afovoany''' dia faritra ao [[Afrika]] ahitana ny tapany atsimon' i [[Sahara]] sy ny tapany atsinanan'ny ampinga andrefana afrikana ary ny [[lohasahan'ny Hantsana Lehibe|lohasahan' ny Hantsana Lehibe]].
 
Ireto avy ireo firenena sy tany voatanisa matetika ao Afrika Afovoany: i [[Angôla]], i [[Kamerona]], i [[Gabôna]], i [[Ginea EkoatorialyEkoatôrialy]], ny [[Repoblikan'i Afrika Afovoany|Repoblikan' i Afrika Afovoany]], ny [[Repoblika DemokratikanDemôkratikan'i KongoKôngô|Repoblika Demôkratikan' i Kôngô]], ny [[Repoblikan'i Kongo|Repoblikan' i Kongo]], i [[Sao Tomé sy Príncipe]] ary i [[Tsady]]. I [[Malaoy]] sy i [[Zambia]] ary i [[Zimbaboe]] koa dia matetika heverina ho isan' i Afrika Afovoany. I [[Borondy]] sy i [[Roanda]] koa dia indraindray heverina ho isan' i Afrika Afovoany.
 
== Jereo koa ==
Andalana faha-15:
Faritra hafa:
 
* [[Tandrok'i Afrika|Tandrok' i Afrika]]
* [[Sahara]]
* [[Sahely]]