Mesôpôtamia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Tsipelina
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:N-Mesopotamia and Syria english.svg|vignette|393x393px|Sarin-tanin'i Mesopotamia sy i Siria ahitana ny sisin-tanin'ireo firenena ankehitriny.]]
I '''Mesôpôtamia''' na '''Mezôpôtamia''' dia faritra tany [[Atsinanana Akaiky]], teo anelanelan' ny ony Tigry (na Tigra na [[Tigrisy]]) sy [[Eofrata]] sady mifanandrify amin' i [[Iràka]] sy ny ampahany amin' i [[Siria]] ary i [[Iràna]] amin' izao fotoana izao.
 
[[Teny grika]] ny hoe ''Μεσοποταμία'' / ''Mesopotamía'', ka ny hoe μεσο / ''meso'' midika hoe "anelanena" na "afovoana" ary ny hoe ''ποταμός'' / ''potamós'' midika hoe "ony", ara-bakiteny ny hoe ''MesopotamiaMesôpôtamia'' dia midika hoe "eo anelanelan'ny ony".
 
Nisy sivilizasiona sy firenana maro nifandimby na niara-nanjaka tao ka ireto no natanjaka tamin' ny [[Andro Taloha]]:
 
* ny [[Someriana]],
Andalana faha-15:
* ny [[Romana (vahoaka)|Romana]].
 
Nanomboka tany amin' ny taonjato faha-34 tal. J.K. hatramin' ny taonjato faha-2 taor. J.K. izany tantara izany nefa misy zava-pantatra ihany talohan' io fari-potoana io.
 
== Jereo koa: ==
Andalana faha-22:
* [[Kaldea]]
* [[Akady]]
* [[BabilonaBabilôna]]
* [[Asiria]]
* [[Persia]]