Anabatisma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''[[Anabatisma]]anabatisma''' dia firehana [[Protestantisma|protestantaprôtestanta]] eo amin' ny [[Kristianisma|fivavahana kristiana]] izay manandratra avo ny [[batisa]] an-tsitrapon' ny olona efa tonga saina. Mihevi-tena ho nipoitra avy hatrany amin' ny Fiangonana voalohany fa tsy nikambana tamin' ny [[Katôlisisma|Fingonana katolikakatôlika]] ny Anabatista.
 
== Fiforonan-teny ==
Ny teny hoe ''anabatista'' dia avy amin' ny [[Fiteny grika|teny grika]] hoe ''anabaptizein'' izay midika hoe "mamerina batisa" na "mamerina batemy", izany hoe mamerina manao batisa indray olona efa vita batisa avy amin' ny fiangonana hafa.
 
== Fiitaran' ny fiheverany ==
Izany no hevitry ny [[Fanavaozam-piangonana lalim-paka]], nefa hita tao amin' ireo [[Valdisma|Valdeana]] sy ireo [[BogomilaBôgômilisma|Bôgômila]] sy ireo [[Paolisianisma|Paolisiana]] ary koa ny fiangonan' ny Kristiana apostolikaapôstôlika tao TesalonikaTesalônika tamin' ny taonjato faha-16 izany<ref><small>Church of God Christ, mennonite, ''This is my Heritage'', Gospel Publishers, 1995, 136 <abbr>p.</abbr> (pp. 54-80)</small></ref>. Mihevi-tena ho nipoitra avy hatrany amin' ny Fiangonana voalohany fa tsy nikambana tamin' ny Fingonana katolikakatôlika ny Anabatista.
 
Lasa nanana heviny ara-politikapôlitika ny teny hoe ''anabatisma'' teny anelanelan' ny tantara satria io firehana io dia nanohitra ny fahefana ara-politikapôlitika sy ara-pivavahana niorina tao Renania (dia ny [[teokrasia|teôkrasia]]<nowiki/>n' i MonsteraMônstera) sy tao amin' ny kantôn' i Berna tamin' ny taonjato faha-16 ny Anabatista<ref><small>Church of God Christ, Mennonite,</small> <small>''This is my Heritage'', Gospel Publishers, Church of God in Christ, 1995, 136 <abbr>p.</abbr>, p.72.</small></ref>.
 
Ny ankabeazan' ny Anabatista anefa tsy nanaraka ireo rahalahiny nampiasa herisetra, ka ankehitriny izy ireo dia mitambatra ao amin' ny vondrom-pivavahana mandala ny tsy fampiasana herisetra, ary koa ny tsy fanoherana amin' ny anaran' ny fitiavan' Andriamanitra sy noho ny [[Fanjakan'Andriamanitra|Fanjakan' Andriamanitra]] tsy eto amin' izao tontolo izao. I Voltera[[Voltaire]] sy i TolstoyTolstoï dia manao tsiahy matetika ny tenin' ireo Anabatista ao amin' ny boky soratany <ref><small>Philip Yancey, ''Ce Jésus que je ne connaissais pas'', Editions Farel, <abbr>1er</abbr> janvier 2001 (<nowiki>ISBN 9782863142530</nowiki>; [https://books.google.com/books?id=1TFfCJIWdr0C azo vakina eto] [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=https%3A%2F%2Fbooks.google.com%2Fbooks%3Fid%3D1TFfCJIWdr0C tahiry]])</small></ref>.
 
== Fiangonana na fikambanana anabatista na mifadraymifandray aminy ==
Maro ireo [[Fiangonana ara-pilazantsara|fikambanana evanjelika]] mitonon-tena ho mpandova ny anabatisma, indrindra noho ny fitsipahany ny fanaovana [[Batisan-jaza|batemin-jaza]] (frantsay: ''pédobaptisme'').
 
==== Fiangonana na fikambanana anabatista ====
Ireto avy ireo Fiangonana na fikambanana anabatista ka ny betsaka aminy dia ny MenonitaMenônita:
 
* ny Amisy (alemàna: ''Amische''; anglisy: ''Amish'' );
* ny Hoterita (anglisy: ''Hutterites'' ; alemàna: ''Hutterer'');
* ny Mpirahalahy ao amin’iamin’ i Kristy (alemàna: ''Brüder in Christo''; anglisy: ''Brethren in Christ'');
* ny Mpirahalahy Batista Jermanika  (anglisy: ''German Baptist Brethren''; alemàna: ''Schwarzenauer Brüder'');
* ny MenonitaMenônita Mpandala ny Rakitry ny Ela (anglisy: ''Conservative Mennonites'');
* ny Fikambanana Maneran-tanin’nytanin’ Menonitany Menônita (anglisy: ''Mennonite World Conference'');
* ny Mpirahalahy MenonitaMenônita (anglisy: ''Mennonite Brethren'');
* ny Vondrona MenonitaMenônita Tranainy (alemàna: ''Altkolonier-Mennoniten''; anglisy: ''Old Colony Mennonites'');
* ny Menonitan’nyMenônitan’ ny Holafitra Tranainy (alemàna: ''Mennoniten alter Ordnung''; anglisy: ''Old Order Mennonites'');
* ny MenotinaMenônita Rosiana (anglisy: ''Russian Mennonites'' ; alemàna: ''Russlandmennoniten;'' rosiana: ''Меннониты в России / Mennonit'i v Rossii'')''.''
 
==== Fiangonana na fikambanana mifandray amin' ny anabatisma ====
 
* ny Svenkfeldiana (anglisy: ''Schwenkfelders'');
Andalana faha-36:
* ny Hernhotiana (anglisy: ''Herrnhuters'');
* ny Inspirasionalista (anglisy: ''Inspirationalists'');
* ny Mpangovitra na [[MpangovitraKoakerisma|Koakera]] (anglisy: ''Quakers'');
 
== Jereo koa: ==
 
* [[Protestantisma|Prôtestantisma]]
 
== Loharano ==