Sakramentan'ny fanambadiana: Fahasamihafan'ny versiona

tsy misy ambangovangom-panovana
Aucun résumé des modifications
Aucun résumé des modifications
Ny '''sakramentan' ny fanambadiana''' dia iray amin' ireo [[sakramenta]] fito ao amin' ny [[fiangonana katôlika]] sy ao ainamin' ireo [[fiangonana ôrtôdôksa]].
 
Amin' ny Katôlika, “Ny fifanekena ara-panambadiana, izay anorenan’ ny lehilahy iray sy vehivavy iray eo amin’ izy samy izy tokantrano iray ho amin’ ny fiainana manontolo, nalahatra araka ny toetrany voa-Janahary amin’ ny soa ho an’ ny mpivady ary koa ho an’ ny taranaka sy ho an’ ny fanabeazana ny zanaka, dia nasandratr’ i Kristy Tompo eo amin’ ny samy vita batemy, ho amin’ ny hasin’ ny sakramenta”
28 223

modifications