Sakramentan' ny filaharana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''sakramentan' ny filaharana''' na '''ordinasionaôrdinasiôna''' dia fihetsika sy teny araka ny litorjia izay ampidirana ao amin' ny filaharan' ny mpanao ny asam-pisoronanana kristiana, izay ankalazain' ny [[eveka]]. Ahitana ordinasionaôrdinasiôna koa ny ao amin' ny fiangonana anglikana sy ny fiangonana loterana nefa tsy mihevitra azy io ho [[sakramenta]]. Ao amin' ny fiangonana katôlika sy ôrtôdôksa dia ny [[eveka]] sy ny [[pretra]] ary ny [[diakra]] no afaka mandray ny sakramentan' ny filaharana.
 
Amin' ny Katôlika, "Ny Filaharana dia sakramenta izay mahatonga ny fanirahana nankinin’ i Kristy tamin’ ireo apôstôliny hitohy ka ho ampiasaina ao amin’ ny Fiangonana mandra-pahatongan’ ny farandro: ny Filaharana izany no sakramentan’ ny andraiki-panompoana maha-apôstôly. Misy ambaratonga telo izy: ny maha-eveka, ny maha-pretra ary ny maha-diakra.<ref><small>''Katesizin' ny Fiangonana Katôlika'', p. 426.</small></ref>"