Fivalozana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Fombam-pivavahana kristiana
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''fivalozana''' dia fanenenana lehibe noho ny fahotana sy fanapahan-kevitra hanonitra ny hadisoana sy tsy hapmerinahamerina an' izany intsony, ao amin' ny [[Eglizy katôlika rômanina|Fiangonana katolikakatôlika]] sy ny [[Fiangonana ortodoksaôrtôdôksa]] ary ny [[Fiangonana anglikana]] no ahitana izany indrindra. Ao amin' ny Fiangonana katolikakatôlika, ny fivalozana dia mikambana ao amin' ny [[sakramenta]] izay manan-tanjona ny hamela ny fanotana: izany diano nyatao hoe [[sakramentan'ny fivalozana sy ny fampihavanana|sakramentan' ny fivalozana sy ny fampihavanana]] izay ahitana koa ny fanenenana sy ny fiekem-pahotana.