Riakasia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Rano
(Tsy misy mahasamihafa)

Endrik'io pejy io tamin'ny 16 Febroary 2021 à 11:47

Ny riakasia dia velaran-drano tsy lalina voasaraka amin' ny ranomasina amin' ny alalan' ny andalan-tany (fasika sns).

Riakasian' i Glenrock, any Newcastle (Australie)

Famaritana

Ny riakasia dia "dobo na farihy kely mifandray amin' ny ranomasina"[1].

Jereo koa

Tany

Ranomasira

Ranovory

Ranomandeha

Loharano sy famaritana

  1. Service de la Logistique Pédagogique, "Riakasia", ao amin' ny Voambolana malagasy-malagasy (frantsay), Service de la Logistique Pédagogique / Ministère de l'Enseignement Secondaire et de l'éducation de Base, Antananarivo,1986.