Dobo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Kamory ho Dobo i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Niagara Falls Garden 2005.JPG|vignette|Kamory]]
Ny '''kamorydibo''' dia doborano mihandrona voajanahary mihandronana voatr' olombelona toy ny [[farihy]] nefa kely kokoa sy marivo kokoa. Atao hoe ''dobo'kamory''' ny kamorydobo indraindray, indrindra raha voatr' olombelonavoajanahary.
 
== Famaritana ==
Ny dobo dia "lavaka ihandronan' ny rano, izay mazàna vitan-tanan' olombelona, fa tsy tahaka ny kamory na ny farihy, izay vita-Nanahary"<ref><small>Rajemisa-Raolison Régis, "Dobo" ao amin' ny ''Rakibolana malagasy'', Ambozontany. Antananarivo, 1985.</small></ref>.

Ny kamory kosa dia "rano mihandrona ao amin' ny toerana iray, ka kelikely kokoa noho ny farihy fa lehibe kosa miolotra amin' ny dobo"<ref><small>Rajemisa-Raolison Régis, "Kamory" ao amin' ny ''Rakibolana malagasy'', Ambozontany. Antananarivo, 1985.</small></ref>. Azo faritana ho "velaran-drano mihandrona tsy dia lehibe loatra vita-nanahary na namboarina; antsoina koa hoe matsabory" koa ny kamory<ref><small>Service de la Logistique Pédagogique, "Kamory" ao amin' ny ''Voambolana malagasy-malagasy (frantsay),'' Ministère de l'Enseignement Secondaire et de l'éducation de Base, Antananarivo.1986.</small></ref>.
 
== Jereo koa ==
Ligne 10 ⟶ 12 :
* [[Ony]]
* [[Renirano]]
* [[Dobo]]
* [[Sakelidrano]]