Jesoa araka ny silamo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-5:
Ny fanehoana an' i Îsâ ao amin' ny Kor'any dia manome azy koa anjara asa araka [[eskatôlôjia]]<ref><small>Marie-Thérèse Urvoy, "Jésus" ao amin' ny M. Ali Amir-Moezzi (dir.) ''Dictionnaire du Coran'', éd. Robert Laffont, 2007, <abbr>p.</abbr> 439, 441.</small></ref>: ny fiverenany eto an-tany, amin' ny maha Miozolana azy, no famantarana ny fahataperan' izao tontolo izao sy ny andron' ny fitsarana farany, fa hadita maro no maneho azy ho ny mpiara-dia lehibe amin' i Mahdi, Mpamonjin' ny andro farany.
 
Ahitana filazana efatra mandà momba an' i Îsâ ny ao amin' ny Kor'any, mba tsy hisian' ny ''shirk'' (fampiambanana ny tsy tokony hikambana)<ref name=":0" />: sady tsy Andriamanitra, no tsy zanany, no tsy iray amin' ny andriamanitra kamban-telo (triada)<ref><small>"[http://www.maison-islam.com/articles/?p=471 Le Coran dit-il que la Trinité chrétienne est “Père, Mère, Fils” ?"] [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2Fwww.maison-islam.com%2Farticles%2F%3Fp%3D471 tahiry]], ''La Maison de l'islam'', 5 décembre 2008.</small></ref> (ny [[Trinite]] dia heverin' ny Miozolmana ho famantaran' ny fivavahana amin' andriamanitra maro), sady tsy nohomboana tamin' ny hazo fijaliana izy<ref><small>Sorata IV, and 157: " [...] ary noho ny tenin' izy ireo manao hoe: "Novonoinay tokoa i Kristy Jesoa, zanak' i Maria, ilay Irak' i Allah" ... Nefa sady tsy namono no tsy nanombo azy amin' ny hazo fijaliana izy ireo; sandoka izany! Ary ireo niady hevitra ny aminy dia tao amin' ny tsy fahazoana antoka: tsy manana fahalalana azo antoka na iray akory izy ireo, tsy misy afa-tsy anjoanjo no arahiny ary tsy nahafaty azy mihitsy izy ireo."</small></ref> satria tsy mendrika ny mpaminanany lehibe tahaka azy izany<ref name=":0" /><ref name=":0" />.
 
== Jereo koa ==
 
* [[Jesoa avy any Nazareta]]
* [[Jesoa ao amin' ny kristianisma]]
* [[Jesoa araka ny jodaisma]]
* [[Jesoa araka ny bahaisma]]
 
== Loharano sy fanamarihana ==