Eskatôlôjia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''eskatôlôjia''' dia lahateny na fandinihana momba ny fiafaran'izao tontolo izao izay atao hoe koa [[andro farany]]. Ny [[teolojia]] sy ny [[Filôzôfia|filozofia]] dia samy ahitana firesahana momba ny andro farany sy ny zavatra hiseho amin'ny tantaran'izao tontolo izao na ny fiafaran'ny taranak'olombelona. Maro ireo fivavahana miresaka ny amin'ny andro farany ka samy manana ny eskatolojianyeskatôlôjiany izy ireo ka ny fantatra indrindra amin'izany dia ny an'ny [[kristianisma]] sy ny [[jodaisma]] ary ny [[finoana silamo]]. Mahakasika ireo lohahevitra mifandray amin'ny andro farany toy ny amin'ny [[Mesia]] na ny vanim-potoana mesianika sy ny zavatra hiseho aorian'ny fahafatesana ary ny amin'ny [[fanahin'olombelona]] koa ny eskatolojiaeskatôlôjia.
 
Ny ankamaroan'ireo [[Monoteisma|fivavahana monoteista]] dia misy foto-pampianarana milaza fa ny mpivavaka voafidy na mendrika ny finoana marina dia hovonjena na hafahana amin'ny [[Fitsarana farany|fitsaran'Andriamanitra]] sy ny fahatezerany amin'ny ho avy. Ho any am-[[paradisa]] izy ireo aloha na mandritra na aorian'io fitsarana io arakaraka ny fampianarana.
 
Ny eskatolojianeskatôlôjian' izao rehetra izao (eskatolojiaeskatôlôjia kosmikakôsmika) dia iresahana ny andro farany, sy koa indraindray ny [[fitsarana farany]] ary ny [[fitsanganana amin'ny maty]]. Ny eskatolojiaeskatôlôjia isam-batan'olona kosa dia iresahana ny fiainana aorian'ny fahafatesana, ny hiafaran'ny fanahin'olombelona aorian'ny fahafatesan'ny vatana (izay hiseho amin'ny endrika maro samihafa: fandalovana ao amin'ny [[Hadesy]] ho an'ny finoana grika taloha na ao amin'ny [[Sheola]] ho an'ny Jiosy, ny fahatongavana ho nofo indray sns.)
 
== Fiforonan-teny ==
Ny teny hoe ''eskatolojiaeskatôlôjia'' dia fanagasiana ny [[Fiteny frantsay|teny frantsay]] hoe ''eschatologie'' na ny [[Fiteny anglisy|teny anglisy]] hoe ''eschatology'' izay avy amin'ny [[Fiteny grika|teny grika]] hoe ἔσχατος / ''eskhatos'', "farany", sy hoe λόγος / ''lógos'', "teny", "resaka" na "fandalinana".
 
== Ny eskatolojian'ny jodaisma sy kristianisma ==
 
=== Ny eskatolojia ao amin'ny Testamenta Taloha ===
Ahitana andalana momba ny eskatolojiaeskatôlôjia ny ao amin'ny [[Testamenta Taloha]], indrindra ny ao amin'ny [[Bokin'i Isaia]] (Is. 24-27; 56-66), ao amin'ny [[Bokin'i Joela]] (na Jôely) ary ny [[Bokin'i Zakaria]] (Zak. 9-14), ao amin'ny [[Bokin'i Daniela]] (na Daniely) ary ao amin'ny [[Bokin'i Mika]] (na Mikea) sy ny [[Bokin'i Amosa]] sy ny [[Bokin'i Zefania]] (na Sôfônia) ary ny [[Bokin'ny Salamo]].
 
Ao amin'ny Testamenta Taloha, ny eskatolojia dia miompana amin'ny fiandrasana ny [[Mesia]]. Ny fiverenany ety an-tany dia hiaraka amin'ny [[fitsarana farany]] sy ny [[famonjena]] an'i [[Fanjakan'i Israely (Samaria)|Israely]] sy i [[Fanjakan'i Jodà|Jodà]]. Hisy famaizan'Andriamanitra hahazo ireo tsy nanaraka ny didiny. Hitsara ny vahoakany Andriamanitra (Salamo 96.13; Mika 6.1-3; Isaia 43.1-6) nefa izy ihany koa no mpanjakany (Isaia 51.11) sy mpiandry (Mika 4.6) ary mpanavotra azy (Isaia 51.11). Amin'ny [[Andron'i Iahveh]] (na Andron'i Jehovah) (Zefania 1.14-16) no hanovana izao rehetra izao sady hiavian'ny [[paradisa]]. Izany Andron'i Iahveh izany dia andro maizina (Amosa 5.18-49). Misy olo-marina vitsy ho vonjena amin'ny fahatezeran'Andriamanitra izay ho mponina ao amin'i Israely vaovao (Amosa 3.12; Isaia 28.5). Amin'ny lahatsoratra hafa dia amin'io Andron'i Iahveh io no hiverenan'i [[Mosesy]] (na [[Môizy|Moizy]]) na i [[Davida (Baiboly)|Davida]] na i [[Elia]] indray.
 
=== Ny eskatolojia ao amin'ny jodaisma ===
Ny faran'andro (na andro farany) dia voaresaka ao amin'ny [[Bokin'i Daniela]] sady atao amin'ny teny hebreo hoe אחרית הימים / ''A'harit HaYamim'' ("fiafaran'ny andro") ka ny dingana lehibe amin'izany dia ny atao hoe ימות המשיח / ''Yemot HaMashia'h'' ("ny Andron'ny [[Mesia]]"). Izany finoana izany dia hita ao amin'ny lohahevi-dehiben'i [[Maimonides|Maimonida]], izay lazainy ho ny fototry ny maha isan'ny vahoakan jiosy ny Jiosy tsirairay araka ny fivoasana nataony ao amin'ny ''Mishna Sinedriona'' izay nanehoana voalohany io petra-kevitra io.
 
Ny faran'andro, araka ny [[lovantsofina]], dia mizara vanim-potoana maromaro:
 
* ny ''Hevlei HaMashia'h'' (חבלי משיח) sy ny ''Ikbata deMeshi'ha'' (na ''Ikvot HaMashia'h'' / עקבתא דמשיחא) (famantarana ny Mesia). Izany fotoan'ny fahoriana eran-tany mialoha ny hahatongavan'ny [[Mesia]], izay hisehoan'ny adin'i [[Goga sy Magoga]], izany hoe ny adin'i Israely amin'ny firenana jentilisa, araka ny faminanian'i [[Ezekiela]] sy [[Zakaria mpaminany|Zakaria]]. Io ady apokaliptika io dia fantatra koa amin'ny anarana hoe [[Hara-magedona|Hara-magedôna]].
* ny Fiverenan'ny mpaminany [[Elia]], izay hitondra ny Mesia,
* ny fiantombohan'ny fotoana mesianika:
Andalana faha-27:
** fametrahana ny ''Olam Haba'' ("tontolo hoavy") mandrakizay.
 
=== EskatolojiaEskatôlôjia ao amin'ny kristianisma ===
==== Ny eskatolojiaeskatôlôjia ao amin'ny Testamenta Vaovao ====
Ao amin'ny [[Testamenta Vaovao]] dia betsaka ihany koa ny andalan-tsoratra masina mahakasika ny eskatolojiaeskatôlôjia, indrindra ny ao amin'ny [[Filazantsara araka an'i Matio|Vaovao Mahafaly araka an'i Matio]] sy ao amin'ny [[ApokalypsinApokalipsin'i JaonaJoany|ApokalipsanApôkalipsan'i Joany]]. Isan'izany ny fanoharana ny amin'ny Ondry sy ny Osy (Mat. 24). Ireo [[epistily]] koa dia miresaka ny amin'ny andro farany.
 
Ao amin'ny Testamenta Vaovao dia miendrika fiambenana ny fiandrasana eskatolojika. Tokony hiambina sy hivavaka ny mpanara-dia an'i [[Jesosy|JesosyJesoa Kristy]] satria akaiky ny fitsarana. Ao amin'ny Testamenta Vaovao amin'ny teny grika dia fampiasa ny teny hoe ἔσχατος / ''eskhatos'' hiresahana ny [[Fiavian'i Kristy fanindroany|fiavian'i Kristy]] ety an-tany fanindroany izay ho fanombohan'ny farany. Nampianatra i Jesosy nandritra ny fotoana nanatanterahany ny asany sy tamin'ny fotoana niakarany tany an-danitra fa hiverina indray ka hitsara ny velona sy ny maty. Ny [[Apokalipsan'i Joany|Apôkalipsan'i Joany]] dia manoritsoritra tanteraka ny fiafaran'izao tontolo izao, ny adin'ny Tsara amin'ny herin'ny Ratsy, sy ny hiverenan'i JesosyJesoa Kristy ary ny [[fitsarana farany]].
 
Mbola miafina amin'izao ny [[Fanjakan'Andriamanitra]] (Matio 13). Hoavy indray i JesosyJesoa hitsara ny velona sy ny maty ka izany no atao hoe [[parosia]] (fisehoana fenon'Andriamanitra amin'ny olona rehetra)<ref><small>Amin' ny Vavolombelon' i Jehovah ny parosia dia tsy fisehoana fa fanatrehana ka efa manatrika izao i Jesosy Kristy na dia tsy hitan' ny maromaso aza.</small></ref>. Handrasana izany andro hiavian'ny mpamonjy sady Tompo izany ([[Epistily ho an'ny Filipiana|Filipiana]] 3.20).
 
==== Fivoasan'ny fiangonana kristiana ny voasoratra ao amin'ny Baiboly ====
Ho an'ny Kristiana dia misy zava-mitranga telo izay tokana ihany amin'Andriamanitra, dia:
 
* ny fahafatesan'ny olona tsirairay sy ny fiainana aorian'ny fahafatesana: izany no atao hoe eskatolojiaeskatôlôjia isam-batan'olona;
* ny fiafaran'ny fiarahamonin'ny olombelona na ny fiafaran'ny taranaka (fiafaran'izao tontolo izao): eskatolojianeskatôlôjian'ny taranak'olombelona;
* ny fiafaran'izao rehetra izao (zava-mitranga amin'ny andron'ny taranak'olombelona farany eto ambonin'ny tany): eskatolojian'izao rehetra izao na eskatolojiaeskatôlôjia kosmikakôsmika.
 
Hita ao amin'ny [[Testamenta Vaovao]] izany hevitra maron'ny andro farany izany. Ohatra ny ao amin'ny [[Filazantsara araka an'i Matio|Filazantsaran'i Matio]] (Mat. 24.37-42) izay iresahan'i JesosyJesoa ny hiverenany amim-boninahitra any amin'ny andro farany. Voaresaka ao koa ny fahafatesan'ny lehilahy sy vehivavy iray.
 
Voaresaka ao amin'ny [[Filazantsara araka an'i Lioka|Filazantsaran'i Lioka]] ny amin'ny hahatongavan'i JesosyJesoa toy ny mpangalatra amin'ny andro farany (Lio. 12.39-40).
 
Ireo Kristiana tamin'ny taonjato voalohany dia nihevitra fa hitranga fahavelon'izy ireo ny fiafaran'izao tontolo izao. Ampitahain'i JesosyJesoa amin'ny fahararian'ny vehivavy efa hiteraka ny fiafaran'izao tontolo izao, izay midika fa efa bevohokan'ny fandravana azy izao tontolo, nefa Andriamanitra irery ihany no mahalala ny hisehoan'izany, araka by voasoratra ao amin'ny [[Filazantsara araka an'i Marka|Evanjelin'i Marka]] (Marka 13.8). Rehefa nenjehin'ny RomanaRômana ny Kristiana tao [[Tesalonika]] dia nino fa tonga ny andro farany. Nefa ny tsy fahafantarana ny tena marina dia nitohy hatramin'ny taona 90 taor. J.K. ka nanambara i [[Jostino Martira|Jostino Maritira]] fa nahemotr'Andriamanitra ny fiafaran'izao tontolo izao mba hahatonga ny Fivavahana kristiana hahenika an'izao tontolo izao. Tamin'ireo taona 250 dia nanoratra i [[Kipriano avy any Kartago]] fa ny fahotan'ny Kristiana tamin'izany andro izany dia fambara mialoha lalana ny fahantomotry ny [[andro farany]].
 
Araka ny tantara dia tsy nitovy hevitra ireo [[TeolojiaTeôlôjia|teolojianateôlôjiana]] ny amin'ny fisian'ny [[Arivo taona (kristianisma)|fanjakana arivo taonan'ny Kristy]] eto an-tany mandritra ireo andro farany<ref><small>Guillaume Bourin, «http://leboncombat.fr/comprendre-lapocalypse-oui-mais-comment/<nowiki/>» [<nowiki/>[[tahiry]]], sur ''www.leboncombat.fr'', 15/05/2014 (notsidihina 6/09/2014)</small></ref>.
 
Tamin'ny taonjato faha-3 anefa dia nino ny ankamaroan'ny Kristiana fa ny andro farany dia hitranga aorian'ny taranaka misy azy ireo; nihevitra izy ireo fa tsy neken'i JesosyJesoa ireo [[fanandroana]] hamantatra ny hoavy, hamantarana "ireo fotoana sy fizaran-taona", ary izany fanao izany dia norarana na dia nisy daty voafaritra mazava fa hitrangan'ny andro farany araka ny lovantsofina jiosy araka ireo fetrandro enin'izao tontolo izao. Ireo izay nampiasa izany fanisana izany dia nahita fa amin'ny taona 202 ny andro farany. Nefa rehefa lasa io fotoana io dia novana ho amin'ny taona 500.
 
Taorian'ny taona 500 dia noheverina fa tsy zava-dehibe ho an'ny finoana kristiana ny andro farany, na dia misy ireo izay mbola manamafy izany amin'ny fotoan'ny [[Advento]].
 
== EskatolojianEskatôlôjian'ny finoana Baha'i ==
Ao amin'ny [[finoana baha'i]] dia tsy fonombohana na fiafarana ny [[Famoronana]]. Fanoharana ihany ireo eskatolojiaeskatôlôjia hita ao amin'ny fivavahana hafa. Ny andron'ny olombelona dia voamariky ny fifanarakaraham-panambaràna miandalana izay ahitana mpitondra hafatra avy amin'Andriamanitra.
 
Ny fotoana iavian'ny mpitondra hafatra na iraka tsirairay dia heverina ho ny andro fitsarana ho an'ny mpinon'ny fivavahana teo aloha, izay mety misafidy ny hanaiky ny mpitondra hafatra vaovao sady hiditra ao amin'ny ''lanitry ny finoana'', na handà ny iraka vaovao ka hiditra ao amin'ny ''helon'ny fandavana''.
 
Ny teny hoe "lanitra" sy "helo" dia manana heviny am-panoharana ilazana ny fandrosoana ara-panahin'ny olona sy fanakekezany na ny fanalavirany an'Andriamanitra. Ny fiavian'i Baha'u'llah mpitondra ny finoana baha'i dia manambara ny fahatanterahan'ny fiandrasana eskatolojikaneskatôlôjikan'ny [[finoana silamo]] sy [[Kristianisma|kristiana]] ary ireo fivavahana lehibe hafa teo aloha.
 
== Jereo koa: ==
Andalana faha-65:
* [[Milenarisma]]
 
* [[Hara-magedona|Hara-magedôna]]
*[[Mesia]]
*[[KristolojiaKristôlôjia]]
*[[Antropolojia kristiana|Antrôpôlôjia kristiana]]
*[[SoteriolojiaSôteriôlôjia]]
*[[PneomatolojiaPneomatôlôjia]]
*[[Teolojia]]
*[[Fitsarana farany]]
*[[Goga sy Magoga|Gôga sy Magôga]]
 
== Loharano ==